Day: 15 juin 2018

Efa ho iray volana mehery  izao no nisian’ny fitokanana, teo anivon’ny sampan-draharahan’ny hetra eto Antsirabe. Raha toa ka nisy “service minimum” ireo ivon-ketra sasany  teo aloha, dia fantatra fa nikatona tanteraka ny birao rehetra nanomboka omaly Alarobia 13 jona. Izany dia fanehoana ny firaisan-kinan’ny mpiasan’ny hetra eto Maadagasikara, satria raha ny fanazavana dia manerana ny Nosy izao…

Mampihorohoro ny dahalo ato amin’ny disitrikan’i Maevatanàna. Notafihan’ny andian-dahalo nitam-basy indray mantsy tao amin’ny fokontany manodidina an’ Ambalaranobe, ny Alatsinainy lasa teo, ka omby maromaro tsy voafaritra isa no azon’ireo malaso tamin’izany, ary vehivavy bevohoka iray no nalain’izy ireo, natao takalonaina, hoy ny loharanom-baovao azonay hatrany. Efa tany amin’ny 50km nitondran’izy ireo an’ilay vehivavy  vao…

« Vivo Energy » : Une nouvelle station-service Shell à Soanierana Ivongo

« Vivo Energy Madagascar » étoffe son réseau de stations-service Shell. L’entreprise a ouvert récemment sa  67 e station-service Shell dénommée « Jirofo » à Soanierana Ivongo. Implantée sur la RN5, l’enseigne offre aux voyageurs de la région la possibilité de se ravitailler en produits de qualité offerts par Shell afin qu’ils puissent vivre l’expérience la plus complète et…

Les relations entre le Syndicat national des Administrateurs civils  (Synad) et le nouveau ministre de l’Intérieur et de la Décentralisation (MID), Razafimahefa Tianarivelo sont au beau fixe. En effet, après la passation de services entre les ministres sortant et entrant, ce dernier a reçu la  délégation du bureau du Synad – dirigée par son président…

millions, le nombre d’apatrides que compterait la Grande Ile selon le Haut Commissariat des Nations unies pour les Réfugiés (UNHCR) à travers le monde. Un chiffre hallucinant et préoccupant étant donné que les personnes apatrides ne sont considérées comme étant le ressortissant d’aucun Etat. Par ailleurs, dans la Grande Ile, la côte Ouest à elle…

Mila ho isan’andro, ny fanafihana ataon’ireo olon-dratsy, any amin’iny distrikan’ Anjozorobe iny. Ny talata lasa teo indray mantsy, dia fiarabe nitondra entam-barotra sy mpivarotra hizotra hiankandrefana, hihazo an’Ambatomanoina iny ny no lasibatry ny mpanakan-dàlana. Jiolahy nahatratra teo amin’ny 15  teo, nirongo basy mahery vaika sy zava-maranitra isan-karazany no nanafika ity fiarabe ity, teo Andranomangatsiaka, ao…