Day: 21 juin 2018

Roa herinandro katroka taorian’ny tsy nahitàna popoka an’i Francky sy Jenny dia fantatra fa hiakatra fitsarana anio ny rainy izay efa nidoboka am-ponja hatramin’ny niandohan’ity herinandro ity. Raha tsiahivina dia naterin’ny havan’ny reniny tao amin’ny polisy misahana ny raharaha mahakasika ny zaza tsy ampy taona izy mianadahy tamin’ny zoma lasa teo. Teo vao fantatra fa…

Accord politique TIM-HVM : Usurpation de signature, selon Me Hanitra

Un faux document comportant trois fausses signatures circule depuis hier sur les réseaux sociaux. Y a-t-il eu un accord politique ou non  ? La question reste sans réponse depuis la nomination du Premier ministre de consensus Ntsay Christian. Dans sa brève intervention lors de la lecture du décret de nomination de ce dernier au Palais d’Etat…