Day: 22 juin 2018

Un plateau relevé. Les Championnats nationaux 2018 verront la participation des athlètes expatriés et des comoriens. Comme depuis 2013, les athlètes comoriens sont les invités des sommets nationaux. Cette année encore, ils seront là et surtout dans le cadre de la préparation des Jeux des Iles de l’Océan Indien 2019 à Maurice. « Six athlètes…

Les premières nominations aux hauts emplois de l’Etat du gouvernement Ntsay Christian ont été adoptées en Conseil des Ministres d’avant-hier. Le Conseil a nommé la nouvelle secrétaire générale du gouvernement (SGG), en la personne de Razanadrainiarison Rondro Lucette née Rahelimanantsoa. Elle remplace ainsi Tsihoara Faratiana Eugène devenu ministre des Sports et de la Jeunesse. Le…

Trano fisakafoana lehibe iray izay tantanana teratany sinoa mivady ao Antaimby Sambava no notafihana telo lahy tsy nisaron-tava voalaza fa nitam-basy, afak’omaly alina tokony ho tamin’ny folo ora latsaka fahefany, ka voaroba lasan’ny jiolahy tamin’izany ny lelavola 15 tapitrisa Ariary. Raha ny fanazavan’ny tompontrano lasibatra, dia fanaon’ izy mivady ireto ny mandefa ny mpiasan’izy ireo…

Omaly no natolotra ny fampanoavana tao Mandritsara, ny ben’ny tanànan’i Befandriana-Avaratra. Ny antony dia mahakasika ny fivarotana lavanila maintso izay nisy nilaza ho nahita izany ka nitarika olona  hanohitra an’izany. Ny asabotsy teo ary, poa toa izay, dia efa feno olona teo anoloan’ny biraon’ilay olom-boafidy. Nanao ny fomba izay hiarovana ny ainy ny mpitandro ny…

Ramatoa iray nivarotra basim-borina sy bala ary taratasim-basy ( APD) no tratran’ny Zandary avy ao amin’ny borigady Andriba nanadritra ny fisavana, ny Zoma 08 Jona lasa teo. Rehefa nosavaina io ramatoa voasambotra io, dia mbola nahitana basy poleta vita gasy iray indray tao anatin’ny sakaosiny. Nandritra ny fanadihadiana natao taminy dia fantatra, fa olona roa…

Efa ho roa herinandro izao no nakan’ireo efa-dahy ranjanana sy nirongo basy mahery vaika an’i Nizar Pirbay teo am-bavahadiny, tao Salazamay Toamasina, fa hatramin’izao dia tsy fantatra ny momba azy ary raha ny angom-baovao natao dia voalaza fa mbola tsy niantso ny fianakaviany amin’ny fitakiana vola ho takalon’ny ainy ireo mpaka an-keriny azy. Mifamahofaho anefa…

Prolifération illicite d’Armes légères et de petit calibre : Proposition malgache d’inclure les munitions  dans le programme d’action des Nations Unies

Les armes légères et de petit calibre (ALPC) tombant illégalement entre de mauvaises mains, sont à l’origine de tragédies humaines, car utilisées dans la violence de rue ou dans la criminalité organisée, comme en témoignent certains faits de ce genre à Madagascar. Dans le cadre de la lutte contre ce fléau, l’ONU a adopté en…

Olona manodidina ny telon-jato tany ho any no nitangorona nitokona sy nilanja sorabaventy sady nitabataba teo anoloan’ny biraon’ny Zandary, ao amin’ny GAPJ  ( Groupe d’Appuis à la police Judiciaire Maevatanàna,) ny Alakamisy 21 Jona lasa teo, tokony ho tamin’ny 11ora maraina. Araka ny fanazavana azo, dia nisy olona sivy niampy talen-tsekoly iray  amin’ny Ceg ny…

La situation acridienne à Madagascar est actuellement en phase de rémission. « Aucune invasion de criquet n’est plus ainsi à craindre. Toutefois, il faut toujours entreprendre des mesures afin de pérenniser ce résultat. D’où, la mise en place des brigades villageoises, entre autres, afin d’impliquer les paysans dans la lutte tout en protégeant l’environnement », a expliqué…