Day: 5 juillet 2018

Nitrangana fanafihan-dahalo indray tamin’ny lalam-pirenena fahafito, afak’omaly naraim-be tokony ho tamin’ny efatra ora, tao Antsapanana, any amin’ny kaominina ambanivohitra Mahaboboka, distrikan’i Sakaraha. Raha ny fampitam-baovao azo tamin’ny mpandeha iray niharam-boina, dia fiara taksiborosy iray hihazo an’i Toliara no tratran’ny sakan-dalana tamin’ny vatobe nataon’ireo dahalo. Niala ireo vato marobe nanao tohivakana teo am-povoan’arabe ny mpamily, ka…

Tsy nitsahatra akory fa misoko mangina ary mitohy manao ny asa ratsiny hatrany ireo mpamaky fasana sy mpangalatra taolam-paty. Toy izay nitranga tany amin’iny distrika Manjakandriana iny, tao amin’ny kaominina Ambohitrony ny voalohandohan’ny herinandro lasa teo. Fasana miisa telo be izao, ta amin’ny toerana antsoina hoe Ampamoizana, fokontany Ambohibary no indray lasibatry ny asa ratsin’ireo…

EGM-conservatoire : Clip et spectacles pour clore en beauté l’année scolaire !

Après une année bien remplie, les élèves de l’EGM-conservatoire 67ha ont tourné « Ny fifalianay » et  vont investir le « Live Hôtel » Andavamamba pour leur spectacle de fin d’année scolaire. Un évènement dont les détails ont été dévoilés par les responsables hier. Former les artistes de demain ! C’est l’un des objectifs principaux de l’Ecole de Guitare de…