Day: 6 juillet 2018

EPP Ampahatrimaha : Nohavaozin’ny orinasa ARTIC

Sambany hatramin’ny naha sekoly azy ny EPP Ampahatrimaha, ao amin’ny kaominina Mandritsara, distrikan’i Betafo, no nisy fanamarihana ny taona nisiany. Nanamarika ny faha-15 taonany mantsy ny sekoly ny volana jona lasa teo. Tsangambaton’ny sekoly ny fanavaozana tantareka ny efitrano fianarana na ivelany izany na anatiny. Ny orinasa Artic no niantoka ny lany rehetra, ny ray…

17 milliards d’ariary. La somme que le gouvernement va « trouver » pour assurer le financement des élections. Le gouvernement ferait des élections présidentielles sa priorité, et entend prendre les dispositions qui s’imposent pour respecter les délais impartis, et la date fatidique du 7 novembre. 2 671 cas, 250 décès. C’est, selon l’Organisation mondiale de la Santé et…

Nitrangana hain-trano nahatsiravina indray tao an-tampon-tanànan’i Sambava, ny alin’ny roa jolay teo, tamin’ny folo ora, ka toeram-pivarotana miisa telo lehibe sy trano ampolony manodidina teo no indray kila forehitry, tao amin’ny fokontany Antanifotsy I. Tsy fantatra mazava ny tena niavian’ny afo, fa ny lelafo efa niledaleda nipoitra tamina trano iray nifanila tamin’ny foibe « Banque Microcred »…

Lehilahy iray manodidina ny 35 taona any ho any, no maty tsy tra-drano tetsy 67ha Atsimo, omaly maraina. Araka ny fitantaran’ny olona, dia main’ireo tariby nitondra herinaratra mahery vaika teny an-toerana ity lehilahy ity. Mpandrafitra no asan’izy io ary nanamboatra zavatra tamina trano avo iray lehibe teny an-toerana ity izy tamin’io fotoana io, no niseho…

RN7 : Olona telo indray no maty, vokatry ny fifandonan’ny taxi-brousse sy kamiao

Nitrangana loza indray tamin’iny lalam-pirenena fahafito iny, teo Ambohimahasoa, omaly. Taxi-brousse « Mazda » nifandona tamina fiarabe. Vokany, mpandeha telo namoy ny ainy ary am-polony ireo naratra mafy. Araka ny fampitam-baovao azo, dia fiara mpitatitra avy any Ambositra ary hihazo ny renivohitr’i Betsileo ity niharan-doza ity, teo amin’ny toerana antsoina hoe Ankoraka, Ambohimahasoa. Fiarabe handeha hitodi-doha hiakatra…

Avec 10% de travailleurs affiliés à Madagascar, la protection sociale n’est pas encore suffisamment démocratisée dans la Grande Ile, malgré les efforts soutenus des parties prenantes. Des questions se posent notamment en ce qui concerne l’équitabilité de ces allocations et leur viabilité face à l’inflation galopante. Equitabilité et inflation.  La question de l’équitabilité se pose…