Day: 7 juillet 2018

Précampagne : Duel à distance entre Rajoelina et Rajaonarimampianina

A moins d’un mois du dépôt de candidature pour l’élection présidentielle, qui débute le 1er pour se terminer le 21 août prochain, certains candidats mènent une campagne avant la lettre. Avec la tenue de l’élection présidentielle qui approche à grands pas, des candidats potentiels même s’ils n’ont pas encore annoncé officiellement leur candidature commencent à…

Kristel : Le groupe fait la une du magazine « Rolling Stone »

Kristel continue son ascension. Le groupe figure à la une du dernier numéro du prestigieux magazine « Rolling Stone », sorti dans les bacs il y a quelques jours. Non, Kristel n’a pas encore fini de nous étonner ! Sorti de l’anonymat grâce au label « Libertalia », Christelle et sa joyeuse bande n’ont, depuis, cessé de surprendre les mélomanes…

Lehilahy lehibe iray no maty voafaokan’ny kamiao. Tao amin’ny fokontany sy kaominina Berivotra 5X5, distrikan’i Maevatanàna, tamin’ny lalam-pirenena fahefatra no nisehoan’ny lozam-piarakodia, ny talata 03 jolay lasa teo, tokony ho tamin’ny valo ora maraina. Araka ny fanazavana vaoray avy tamin’Atoa Zanelisy Armand, lehiben’ny vondron-tombim-pileovan’ny Zandarimaraiam-pirenena eto Betsiboka taminay hatrany, dia rangahy efa nahazo taona no…

Tovolahy iray fantatra amin’ny anarana hoe Steeve Marius Fournier, teratany malagasy, no karohin’ny pôlisin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahatelo etsy Antaninandro, nanomboka ny alarobia lasa teo. Raha ny fanazavàna azo avy eo anivon’ny pôlisim-pirenena dia voarohirohy amina resaka halatra ity tovolahy ity, ary misy fitoriana mipetraka ao amin’izy ireo. Tsy fantatra kosa anefa hatreto na halatra inona…

Manakara : Nouvelles infrastructures d’adduction d’eau

Vingt nouvelles bornes- fontaines publiques. Telles sont les nouvelles infrastructures d’adduction d’eau construites au profit de la population dans le district de Manakara et les communes riveraines dans la région de Vatovavy Fitovinany. Une délégation conduite par le ministre des Transports et de la Météolorologie, Beboarimisa Ralava, qui est le coach de la région, les…

Fanafihana sy halatra tao amin’ny tranon’olona iray no niandohan’ny raharaha. Nandray an-tànana ny zava-misy ny olona ary fantatr’izy  ireo teo nytompon’antoka tamin’ilay asa ratsy. Teo ary dia natao ny fanarahan-dia, ka ny fokonolona ihany no nanatontosa an’izany. Samy nitondra izay fitaovam-piadiana teny aminy, tao ny basy ary tao koa ny famaky sy ny antsy ary…