Day: 13 juillet 2018

Mpivarotra, mpanakalo vola amin’ny finday, na irony fantatra amin’ny anarana mahazatra irony hoe « cash point » iray indray no lasibatry ny fanafihan-jiolahy, ny voalohandohan’ny herinandro teo, teny amin’iny faritra 67ha iny. Tsy nisy naratra na ny namoy ny ainy, saingy vola an-tapitrisany kosa no lasa tamin’io fotoana io. Telo lahy mirongo basy ireo mpanafika, raha ny…

Grève des syndicats : D’anciens ministres manœuvrent en coulisses

Les syndicalistes persistent et signent en réclamant le limogeage de Vonintsalama Andriambololona, Riana Andriamandavy VII, Horace Gatien et Maharante Jean de Dieu. Les remaniements gouvernementaux font toujours des heureux et des mécontents. Le dernier changement de l’équipe gouvernementale n’a pas fait exception. Des ministres mauvais perdants sont recensés. Le dernier remaniement a même provoqué la…

Tato anatin’ny iray volana teo, taorian’ny nampiatoana ny Dinabe, izay dinam-pokonolona iadiana amin’ny asan-dahalo, dia mirongatra izaitsizy ny halatr’omby any amin’ny Distrikan’i Sakaraha, Faritra Atsimo Andrefana, ka mitaintaina andro aman’alina sy miraviravy tànana, noho ny tsy fandriampahalemana misy ny mponina, ;izay tantsaha mpiompy ny ankamaroan’izy ireo. Afak’omaly hariva tokony ho tamin’ny enina ora, omby  350 tamina…

Na dia eo aza ny fitokonana ataon’ireo mpanabe mpiasam-panjanaka amina fari-piadidiam-pampianarana maro eto amintsika, dia niroso hatrany ny adina ara-panatanjahantena, tany amin’ny Cisco-n’ Antsohihy, renivohitry ny Faritra Sofia. Araka ny tati-baovao voaray, dia tovolahy iray kilasy famaranana, izay avy any amin’ny Kaominina Ampandriakilandy, no nindaosin’ny fahafatesana taorian’ny niatrehany adina ara-panatanjahantena bakalorea. Taorian’ny hazakazaka natrehiny ny…

Omaly alakamisy 12 jolay tamin’ny 10ora latsaka 10min , tamin’ny alàlan’ny fiaramanidina manokan’ny orinasa MTA no nigadona teto Toamasina ny SEM kardinaly Tsarahazana Désiré. Niaraka tonga taminy koa ny vikera jeneralin’ny arsidiosezin’i Toamasina ; izay efa mpiara-miasa taminy tamin’ny naha-arsevekan’i Toamasina azy. Nanomboka tamin’ny 7ora maraina anefa dia efa feno vahoaka sy kristiana ny tokotany ben’ny seranampiaramanidina…

Cardinal Désiré Tsarahazana : Accueilli dans la ferveur à Toamasina

La capitale du Betsimisaraka a réservé un accueil triomphal à Son Eminence le Cardinal Désiré Tsarahazana. Des milliers de personnes (presqu’une dizaine) ont tenu à l’accueillir. Une ferveur qui s’explique notamment par le fait que le Cardinal Désiré Tsarahazana soit  l’archevêque de l’Archidiocèse de Toamasina et président de la Conférence Episcopale de Madagascar. Le Cardinal…