Day: 18 juillet 2018

Ceni et ses démembrements: La cartographie électorale pour localiser les bureaux de vote

La transparence du processus électoral fait partie des premiers soucis de la Ceni (Commission Electorale Nationale Indépendante) car garante de la légitimation des élections. C’est dans cette optique qu’avec le Sacem (Soutien Au Cycle Electoral de Madagascar), elle a organisé lundi dernier, dans ses bureaux annexes à Nanisana, un atelier de renforcement de capacités de ses…

Sakoroka tao Vavatenina: Tsy handefitra amin’ny fanimbana fananam-bahoaka ny Jirama

“Tsy misy mihitsy antony hanimbana ny fananam-bahoaka tahaka ny nataon’ireo mpitia baolina kitra tao Vavatenina, na teo aza ny fahatapahan’ny herinaratra, satria na teo aza ny fahasimban’ny fitaovana mpamokatra herinaratra tany an-toerana, dia nanao ny ezaka rehetra ny teknisianin’ny jirama, matoa nisy ampahan’ny Tanàna tsy naharitra ela dia niverina ny jiron’izy ireo”, izay no nambaran’ny…

Nisesisesy mihitsy indray tato ho ato ny resaka vaky fasana sy halatra taolam-paty. Saika lasibatra avokoa ireo fasana somary manalavitra tanàna, toy ny nitranga tao amin’iny faritra Ambohitrandriana, toerana tokony ho 8 kilaometatra miala etsy Alasora, ny faran’ny herinandro teo. Tonga nampandre tao amin’ny biraon’ny zandary tany an-toerana mantsy ny tompom-pasana iray fa nisy namaky…

Eo anatrehan’ny tsy fisian’ny fandriampahalemana manjaka eto an-dRenivohitra, dia misy ny hetsika manokana ataon’ireo pôlisy eto an-dRenivohitra, tato anatin’ny roa herinandro izay. Fantatra ary fa tafakatra 216 ireo tontakely voasambotra. « Opération d’Harcèlements » izay nentina nanaovana antsojay ireo mpanao ratsy » hoy ny fanazavana azo. Eny amin’ireo faritra mafana sy voalaza fa anjakan’ny tsy fandriampahelamana…

Dahalo  roapolo nirongo basy no tonga nanafika tanàna, tany amin’ny fokontany sy kaominina Antanimabary, disitrikan’i Maevatanàna, ny talata lasa teo tokony ho tamin’ny 11 ora sy sasany alina. Vantany vao tonga teo an-tanàna ry zalahy, dia nanapoaka basy. Tsy nisy sahy nanohitra araka izany ny olona, fa natahotra ny ainy ka teo no nahazoan’ireo olon-dratsy…

Ny alina ny fiara mbola naterin’ny tompony soa aman-tsara teo amin’ny fitoerany, teo amin’ny “parking” iray etsy amin’ny  67ha toy ny mahazatra azy. Ny maraina izany, efa nanjavona teo amin’ny toerany izany. Raha ny filazan’ny tompony, tao anatin’ny fitoriana izay napetrany teo anivon’ny Brigade Criminelle etsy Anosy, dia nisy olona izay nanatona azy ary nilaza…

Mitohy hatrany any amin’ iny Faritra Atsimon’ny Nosy iny, ny fanaovan’ny vahiny tantely afa-drakotra ny harem-pirenena. Araka ny tati-baovao marim-pototra voaray, dia misy sambo lehibe  dimy an’ny teratany vahiny mampiasa harato lavabe kely maso no manjono ao Lavanono, any amin’ny Kaominina ambanivohitry Tranovaho, Distrikan’i Beloha Androy. Ny mahagaga ny maro anefa, dia amin’ny alina hatrany…

Photographie: Meja Miangola, diplômée de MJM Graphic Design Paris !

Un pas de plus pour la photographe ! Miangola vient d’obtenir son Certificat Supérieur de Formation Professionnelle en Photographie avec une mention spéciale du jury pour sa série de portrait « cosplay ». Petite Miangola est devenue grande ! Trois ans après son intégration au MJM Graphic Design Paris (L’École des Métiers de l’Image et du Design), elle est…