Day: 19 juillet 2018

La plateforme « Dinika ho Fanavotam-pirenena » (DFP) s’insurge contre le report des élections. L’un des leaders de cette plateforme, Ratolojanahary dit Doudou, de déplorer la multiplication des associations et partis politiques qui prônent le report des élections. D’ailleurs, il n’a pas hésité à les qualifier de mercenaires. Et lui de faire remarquer, en outre, que le…

Efa ho tapa-bolana izao ny herika sy ny hirifirin’ny hatsiaka eto Toamasina, noho ny toetr’andro ateraky ny alizay. Tsy misy tsy mitaraina noho izany ka zary lasa amin’ny fiteny hoe « ririnin-dasa tsy tsaroana » ny zava-misy vokatry ny hatsiaka mamirifiry be loatra. Noho izay indrindra dia nandray andraikitra ny lehiben’ny faritra atsinanana, Talata Michel, tamin’ny anaran’ny…

Mapar Atsimondrano : Adoption d’une stratégie pour les présidentielles

Les membres du MAPAR issus du district d’Atsimondrano ont tenu un atelier, hier, à l’espace « Yandy By Pass ». Cette rencontre a permis aux partisans de Andry Rajoelina quant à la stratégie qu’ils vont adopter, lors des prochaines élections présidentielles. Selon le leader du Mapar d’Atsimondrano, Andry Ratsivahiny, « lors de notre descente dans les 26 communes…

Teo am-pitaterana entana, zava-pisotro avy ao amin’ny toeram-pivarotana iray, no nifanena tamin’ny mpitandro ny filaminana izay nanao fisafoana. Koa satria efa nisy ny fepetra noraisina dia ny fametrahana « couvre-feu » izany hoe tsy ahafahan’ny olon-tsotra mivezivezy sy mivoaka ny trano intsony manomboka amin’ny sivy ora alina ka hatramin’ny enina ora maraina, dia tsy maintsy nofotorina avy…

Noho ny sakoroka niseho tao Doany Miarinarivo efadahy Manankasina, tao amin’ny fokontany Tsararano Ambony, Distrikan’i Mahajanga I, ny alatsinainy teo, izay naharatrana olona vokatry ny tora-bato sy ny vely kibay, nandritra ny fanokafam-baravarana nataon’ny tariky ny Ampanjaka Rasamimanana, saingy tsy navelan’ny tariky ny Ampanjaka Rasoamody nikasika na inona na inona iry voalohany, no niteraka ny…

Après le coup d’envoi du processus électoral suite à la publication du calendrier électoral, la commission nationale de contrôle du financement de la vie publique n’est toujours pas mise sur pied. Si les candidats se préparent financièrement et matériellement à la campagne électorale et que chacun omet les détails relatifs aux lois électorales bancales, il…

Noho ny fitokonan’ireo mpampianatra any amin’ny faripiadidiam-pampianarana Ambato Boeny, saika isan’andro ireo mpanabe no mitokona manao ny filaharambe mamakivaky ny tanàna, milanja sora-baventy hoe : « 14.000 Ariary hofantranon’akoho sy ny fôlaka la craie, tapaka tsy misy fianarana, . . . » , dia rava maina tsy tanteraka, afak’omaly,  ny adina fanatanjahantena Bepc sy ny fanadinana Cepe andrana (Cepe…

ASIEF – Sommets nationaux : Rendez-vous du 26 septembre au 7 octobre à Toamasina

12 disciplines sportives seront au menu de la compétition dans la ville du Grand Port. C’est officiel. Les championnats nationaux 2018 de l’Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires (ASIEF) se dérouleront du 26 septembre au 07 octobre 2018 à Toamasina. « Déjà après l’élection des membres de bureau de l’ASIEF, la ville de Toamasina a…