Day: 21 juillet 2018

Taxi-be : La compensation s’élève à Ar 486.000 par rapport au prix actuel à la pompe

Dans 10 jours, le nouveau tarif de 500 ariary, décidé par au moins six coopératives de transport urbain à Antananarivo, sera appliqué.  Révision en vue pour les budgets transport des ménages. Avec l’augmentation prochaine du tarif du transport urbain à 500 ariary, à partir du 1er août 2018 (soit une augmentation de 25% par rapport…

Syndicat des agents des Impôts : Poursuite d’une grève illimitée

Près de 93% des membres de ce syndicat ont manifesté qu’il faut poursuivre la  manifestation en vue de lutter contre la privatisation du service public. Le Syndicat des Agents et Contrôleurs des Impôts de Madagascar (SACIMA) a organisé hier une Assemblée générale à Anosy. « L’objectif consiste à demander l’avis des membres concernant la poursuite ou…

Nidoboka am-ponja vonjimaika ity olom-boafidy hitàntana ny tanàna ity rehefa nanokafan’ny birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly fanadihadiana, taorian’ny fitoriana izay voarainy. Mahakasika ny famarotana ny fananan’ny kaominina ambonivohitra Antsohihy ny antony nanenjehana azy. Nidinan’ny ekipan’ny Bianco tany an-toerana ary rehefa natolotra ny fampanoavana dia notazomina am-ponja aloha mandra-piandry ny fotoam-pitsaràna azy. Tsy mijanona eo…

Lôla & Njakatiana à Antsahamanitra : Prêts pour le grand « show » !

Après des semaines de répétition, Njakatiana et Lôla sont enfin prêts à en mettre plein la vue à leurs inconditionnels. Ils promettent un show exceptionnel pour ces retrouvailles à Antsahamanitra demain après-midi. Antsahamanitra, un lieu qui renferme de nombreux, mais surtout de merveilleux souvenirs pour Lôla et Njakatiana. Dans cet (autrefois) espace de verdure, ces…

Hentitra ny praiminisitra Ntsay Christian raha tonga nitsidika  EPP roa  teto Antsirabe dia ny EPP Garbit sy ny EPP Mahazoarivo. Tsy araka ny feo mandeha milaza fa efa mianatra avokoa ny mpianatra  ny zavatra hitan’ny praiminisitra raha nitsidika ny EPP Garbit ny tenany . Nisy tamin’ireo ray aman-dreny no nilaza fa nampiantsona izy ireo nanambarana fa amin’ny alatsinainy…

Mampihoron-koditra tanteraka ny tranga niseho tao an-drenivohitr’i Betsileo tao omaly. Lehilahy iray no hitan’ny fokonolona, nivalampatra efa tsy nisy aina intsony. Rehefa nohatonina akaiky anefa dia hita fa efa tsy nisy tarehy intsony izany lehilahy  izany, tsy nisy hodi-doha intsony ihany koa. Karan-doha sisa teo amin’ny toeran’ny lohany. Karan-doha izay toa niniana nogoahina mihitsy nangalana…