Day: 24 juillet 2018

Paul Rabary : « La population réclame un changement radical favorable au développement humain »

Après sa démission au sein du parti HVM, l’ancien ministre de l’Education Nationale, Paul Rabary nous a dévoilé son point de vue sur la situation actuelle de Madagascar. Interview exclusive Midi Madagasikara (MM). Vous avez récemment quitté le parti politique au pouvoir, quelles en sont les raisons ? Paul Rabary (PR). Effectivement, j’ai récemment déposé…

Nitatatata indray  ny basy tany amin’iny distrikan’Anjozorobe iny ny faran’ny herinandro lasa teo. Fifandonana mahery vaika niseho teo amina andian-dahalo sy ny mpitandro filaminana. Vokany olona iray no namoy ny ainy. Ny sabotsy lasa teo no nitrangan’izany tao amin’ny kaominina Analaroa. Araka ny fampitam-baovao azo dia nifanehatra tampoka ny roa tonta. Ny iray, ireo andian-dahalo,…

Nandriaka indray ny rà teny amin’iny faritra Anosizato iny ny alahady lasa teo. Mpandeha tongotra iray no namoy ny ainy rehefa avy voafaokana môtô. Mazava ho azy fa nianjera ary naratra ihany koa ilay mpitondra kodiaran-droa, saingy tsy naninona intsony rehefa nahazo ny fitsaboana sahazy azy. Teo amin’iny lalana avy any amin’ny Fasan’ny karàna iny…

Après l’or, puis le pétrole, les données numériques deviennent aujourd’hui le sang neuf des économies dans le monde. Presque toutes les firmes, des plus petites aux plus grandes, basent leurs stratégies de développement sur les informations issues de ces données numériques. Pour les experts internationaux, le transfert massif et continu de données affaiblit les économies…

Natolotra ny fampanoavana omaly. Izy ireo dia nosamborin’ny mpitandro ny filaminana izay nanao “couvre-feu” ny tanàna rehefa voarohirohy ho nandroba toeram-pivarotana iray. Nisy fifandraisana tamin’ny raharaha Rajosoa, ilay mponina ao Betafo, izay niharan’ny fanararaotana nataon’ny andian’olona taorian’ny feo niely ary tsy voamarina akory fa mpangala-jaza ny tenany. Raha tsiahivina dia nogafiana ny tranony ary nodorana…