Day: 25 juillet 2018

« Gym bac » tao Toamasina : Raikitra ny gidra teo amin’ny samy mpampianatra

Vao maraina dia efa nameno ny sisin’arabe sy ny tao anatin’ny tokotany ben’ny Lycée J Rabemananjara ireo mpitandro ny filaminana mitambatra. Tonga araka ny nambarany vao maraina ihany koa ny ekipan’ny Sempama Toamasina, araka ny fanambarana sy ny fifanarahan’ireo mpampianatra. Tonga araka ny fiantsoana natao azy koa ireo mpianatra hiatrika ny adina ara-panatanjahantena bakalorea sy…