Day: 26 juillet 2018

Dans le cadre de la célébration de son 30e Anniversaire (1988 – 2018), le Centre National de Recherches sur l’Environnement (CNRE), a organisé une Journée Scientifique, hier à l’Akademia Malagasy. A cette occasion, la valorisation des résultats de recherche était à l’honneur. « Cela constitue un atout pour favoriser le développement socio-économique de Madagascar », a réitéré…

Hatreto dia mionona amin’ny tatitry ny sefom-bohitra ao Soamalaza, ny filoham-pokontany ao Soatanana, ary ny ben’ny tanana ao Antenina, distrikan’i Soanierana Ivongo, ny rehetra mikasika ilay voalaza fa karierana safira vaky any an-toerana. Raha io fanazavana io dia efapolo isan-kerinandro ireo andian’olona tonga any an-toerana, ka ao ny mpitrandraka, ao ihany koa ireo mpibizina, ary…

Nitrangana fanafihan-jiolahy mitam-piadiana nahery vaika indray tany amin’ny distrikan’Ambatondrazaka, ny alin’ny talata hifoha omaly alarobia, ka olona miisa efatra tao an-tanànan’i Feramanga Atsimo no indray niara-maty voatifitra, anisan’ireo lavo nandritra ny fifadonana tamin’ireo olon-dratsy ny lefitry ny Ben’ny tananan’ny kaominina ambanivohitr’Ambohiboromanga. Raha vao tafiditra teo an-tanàna ireo dahalo dia nanapoaka basy nentina nampihorohoroana ny mponina.…

Omaly tolakandro no niseho ny lozam-pifamoivoizana. Moto scooter iray izay nifanehatra tamin’ny kamiao tetsy amin’ny tetezan’Ivanja, mifanandrify amin’ny By-pass. Nitera-doza tanteraka izany satria maty tsy tsa-drano ny vehivavy izay nentina tamin’ilay moto. Ilay mpitondra kosa indray tafapitika ary dia afa-doza na dia teo aza ny faharatràna nanjo azy. Potika hatramin’ny lohan’ilay vehivavy izay voahitsaky ny…

Projet BoViMa : La relance de l’exportation de viande de zébu en marche

La stratégie de BoViMa contribuera à formaliser la filière de l’élevage à Madagascar, et à renforcer la sécurité alimentaire, tout en approvisionnant les marchés locaux en abats riches en protéines. « Je suis convaincu que le projet de BoViMa va métamorphoser le sud du pays ». Cette déclaration est de Danil Ismaël, PDG du groupe SMTP dans…

Mahazoarivo : Les représentants du FMI et de l’OIF chez le PM, hier.

Au terme de sa mission à Madagascar, Patrick Imam, le Représentant résident du Fonds monétaire international, a rendu une visite d’adieu auprès du Premier ministre Ntsay Christian, hier, à Mahazoarivo. Une revue en diagonale des résultats significatifs des actions du FMI durant les quatre dernières années a orienté l’entrevue dans les perspectives de la tenue…

Partenariat : L’Inde octroie 10 milliards USD de lignes de crédit aux pays africains

Un instrument de préparation de Projet pour les Lignes de Crédit est mis en place pour aider ses pays partenaires de développement à monter des projets viables susceptibles d’obtenir un financement concessionnel. « L’Afrique sera au sommet de nos priorités. Nous continuons d’intensifier et d’approfondir notre engagement envers l’Afrique. Et notre partenariat de développement sera guidé…

Hery Rajaonarimampianina : Inauguration du CEG et du marché de Sabotsy-Namehana, hier

De nouvelles infrastructures ont été remises par le président de la République, hier, aux populations des communes rurales d’Anosy Avaratra et de Sabotsy Namehana, dans le district d’Antananarivo Avaradrano. Il s’agit des nouveaux bureaux de la commune d’Anosy Avaratra, du centre de formation pour femmes d’Antsofinondry, du Collège d’Enseignement Général (CEG) ainsi que du grand…

Lehilahy roa nitondra rongony milanja 200 kg eo, no voasambotry ny mpitandro filaminana, tao Ambanja, ny talata teo. Araka ny fanazavana azo, dia nafatratra tamina valizy gony lehibe miisa fito ireo zava-mahadomelina. Fantatra fa avy any ambanivohitra ireto jamala tra-tehaka, saika amidy tao an-tampon-tanànan’ Ambanja sy Ambilobe. Omaly no natolotra ny Fampanaovana izy mirahalahy ireto.…