Day: 26 juillet 2018
Amboasary Atsimo : Omby 35 isa lasan’ny dahalo nitam-basy
Noho ny fanafihan-dahalo tsy miova fo saika isan’andro any amin’ny tapany avaratry ny distrikan’ Amboasary Atsimo, Faritra Anosy, dia miferinaina lava ny mponina ary misy amin’izy ireo no miafina matory an’ala. Ny alin’ny 22 jolay teo, tanàna roa samihafa any amin’ny Kaominina ambanivohitr’i Tomboarivo no notafihan’ny malaso 20 mianadahy nirongo fiadiana, ka omby miisa 25…
Présence aux meetings politiques : Préfets et chefs de district rappelés à l’ordre
En cette période de précampagne pour la présidentielle du 07 novembre, le ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation rappelle certains principes chers à la neutralité de l’Administration publique. Le ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation vient de mettre les points sur les « i » quant à la neutralité de l’Administration publique en cette période…
Morombe : Omby 150 isa voaroban’ny dahalo nitondra Kalach sy Mas 36
Nitrangana fanafihan-dahalo nahery vaika indray tany amin’ny distrikan’i Morombe, Faritra Atsimo Andrefana, afak’omaly, tokony ho tamin’ny sivy ora alina, tao amin’ny fokontany Antsatramalandy, any amin’ny Kaominina ambanivohitr’i Befandriana Avaratra, ka omby miisa 150 no lasan’ny dahalo am-polony nitam-basy. Voalaza fa nitondra Kalach sy Mas 36 ny sasany tamin’ireo olon-dratsy. Ny nanaitra tamin’ity tranga ity, ireo…