Day: 28 juillet 2018

Natao savahao ireo jiolahy izay tompon’andraikitra tamin’ny fanakanan-dàlana. Raha ny fanazavana azo dia nisy olona izay nahafantatra ny sasany tamin’ireo mpanafika. Rehefa azon’ny zandary ny vaovao mahakasika izany dia natao ny fitadiavana azy ireo teo amin’ny tanàna voatondro. Nisy hatramin’ny fitsirihana ny tranon’ireo noahiahiana. Hita tao ny basy, ny pilotra, ny masolavitra, ny famaky, ny…

Athlétisme – Championnats toutes catégories : Mampitroatse et Heritiana imbattables

Habitués du podium, les athlètes multiples champions de Madagascar ont survolé la première journée de la compétition, hier, à Alarobia. Pas de surprise. Les ténors ont confirmé leur statut de favoris hier lors de la première journée des Championnats de Madagascar toutes catégories au Stade d’Alarobia. Une fois de plus, l’athlète du Cospn de Boeny,…

La Société financière internationale (SFI), organisation du Groupe de la Banque mondiale dédiée au secteur privé, s’engage à financer le secteur privé égyptien à hauteur de 2 milliards $, d’ici 2019. L’information a été donnée par le directeur général de cette institution, Philippe Le Houérou (photo), à l’issue de sa rencontre avec la ministre égyptienne de…

Telo andro katroka no nitazoman’ireo mpaka an-keriny an’ity mpandraharaha iray tany amin’iny kaominina Malaimbandy iny. Fantatra koa amin’izao, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny zandarimariam-pirenena fa votsotra ary avotra soa aman-tsara ny lehilahy taorian’ny famonjena nataon’ireto mpitandro filaminana ireto. Nividy kisoa. Tao amin’izany toerana antsoina hoe Andohambato, ao amin’ny fokontany Tambazo, no nitazoman’ireo olon-dratsy azy, nandritra…

L’affaire Benalla en France prend des proportions qu’on imagine difficilement dans un pays à la démocratie balbutiante comme la nôtre. On se rend compte que, l’opposition pratiquement réduit à l’impuissance durant cette première année du quinquennat du président Emmanuel Macron est décidée à prendre sa revanche et veut pousser ce dernier à descendre dans l’arène…

Ankoatra ilay tany Morarano Gara dia saika niampy roa indray ireo olon-dratsy voadoro velona tetsy Ankatso, omaly. Saingy soa ihany fa tonga aloha ireo mpitandro filaminana nanesotra ireo mpanao ratsy teo ambany vahoan’ireo mponina. Omaly tokony ho tamin’ny enina ora maraina tany ho any no niseho ny tranga, raha ny angom-baovao azo. Tratran’ireo mponina, teo…