Day: 1 août 2018

Natomboka ny alatsinainy teo misandratr’andro, ny fanombohana ny fanamboarana ny lalam-potaka nampijaly vahoaka ao amin’ny fokontany Tsararivotra kaominina Toamasina Suburbaine. Isan’ny mampiasa ity làlana nampitondra olana goavana isaky ny fotoana ny orana ity ireo mpianatra mandranto fianarana eo anivon’ny Lisea faha-2 ao Tsararivotra, hany ka betsaka amin’ireo mpianatra no manapatapaka lava mandritra izany, noho ny…

Un financement de 700 000 euros vient d’être octroyé au Programme Alimentaire Mondial (PAM) à Madagascar par la Commission européenne. Il s’agit d’une aide humanitaire destinée à la mise en place d’un projet de réduction et gestion de risques de catastrophes dans les régions du grand Sud de Madagascar frappées par la sécheresse, et celles…

« Te Hankalaza aho » : Dany Ranoa célèbre ses 60 ans de composition

Compositeur, Dany Ranoa n’est que rarement sous les feux des projecteurs. Célébrant cette année ses 60 ans dans le milieu artistique, le compositeur (essentiellement évangéliques, pour l’Eglise Protestante Réformée et les différentes chorales à Madagascar et en France) a décidé de faire une exception. Depuis le mois de janvier, diverses manifestations en son honneur ont…

Isan’ny tena nahatrarana andian’olona mpamaky fasana sy mpangalatra taolam-paty ary taolam-paty maro indrindra eo anivon’ny faritra Atsinanana ny ao Mavam, misy any Vatomandry, Mahanoro, Antanambao Manampontsy ary Marolambo. Ny taona lasa dia taolam-paty nilanja roa taonina no tratra tao Vatomandry, manginy fotsiny ilay tratra nampiarahana tamina gony feno arina tao Vohimbendrana lalam-pirenena faha-5 ao akaikin’ny…

C’est parti pour la 14e édition du Trophée du Jeune Entrepreneur. L’inscription à ce challenge ouvert  aux  jeunes capitaines d’entreprise en quête de nouvelles opportunités et d’innovation est en effet ouverte. La date limite de soumission des candidatures est fixée avant le 9 octobre 2018 et les jeunes entrepreneurs intéressés sont invités à aller sur le site…

Sabotsy Namehana : Trois adolescents arrêtés pour tentative de cambriolage

Poursuivis pour tentative de cambriolage, trois adolescents ont été appréhendés par la Police dans la commune rurale de Sabotsy Namehana, le 27 juillet dernier. Cette arrestation a été rendue possible grâce à la collaboration avec le « Fokonolona ». La vigilance de ce dernier a permis de repérer à temps les malfaiteurs. L’acte remontait au 26 juillet.…

Fantatra hatreto ny antony mampirongatra izay tsy izy ny asan-dahalo ; izay niova ho fakana an-keriny tato ho ato, any amin’iny distrikan’i Tsaratanàna iny. Araka ny voalazan’ny solom-bavambahoaka voafidy tany an-toerana, Atoa Ratefiarivony Jaona dia tsotra ihany ny anton’izay : ny fangatahany hanao ny lalam-pirenena RN33a, izay mampitohy ny kaominina Andriamena, Tsaratanàna ary mipaka hatraty Ambondromamy (RN4),…