Day: 2 août 2018

Halatra lavanila : Mila foana na farafaharatsiny mihena manomboka izao, hoy ny Kolonely Behivoka Fieberch

Manoloana ny firongatry ny halatra lavanila any amin’ny Faritra Sava, dia nanome baiko hentitra an’ireo Zandary eo ambany fifehezany, ny Kaomandin’ny fari-piadidiam-paritry ny Zandarimariam-pirenena ao Antsiranana, ny Kolonely Behivoka Fieberch. Manomboka izao, raha ny nambaran’ity manam-boninahitra ambony ity, tao Sambava, afak’omaly, fa mila foanana na farafaharatsiny mihena ny halatra lavanila, ary tsy maintsy atao tanjona…

Nanomboka ny fiandohan’ity herinandro ity dia nanomboka niverina teto Toamasina indray ny fahatapatahan-jiro, sy ny fanaovana delestazy mikasika ny famatsiana herinaratra ny mpanjifa. Tsy vokatry ny olana ara-teknika amin’ny famokarana anefa ny antony raha ny angom-baovao natao, fa miverina mampifila ny fanjakana amin’ny alalan’ny famatsiana herinaratra ny Jirama eto Toamasina indray ny orinasa Enelec. Raha…

Le nouveau ministre de l’Intérieur et de la Décentralisation Tianarivelo Razafimahefa s’entoure des dirigeants du Synad (Syndicat des Administrateurs Civils de Madagascar). Hier, c’était au tour du président de ce syndicat d’être nommé pour former le staff technique du ministère. En effet, lors du Conseil des Ministres d’hier, Andriamanana Ramahavokatsoa a été désigné directeur général…

Elevage de poissons : Installation d’un système aquaponique à Mangily

Ce système permet de réaliser deux productions différentes, à savoir la production de poissons et le développement des produits maraîchers. Une grande première à Madagascar. Un système aquaponique est installé dans la commune rurale de Mangily, à Toliara, par l’ONG Bel Avenir et en partenariat avec les membres du groupe « Chantiers Solidaires ». Il s’agit notamment…

Hackaton : « L’application électorale n’est pas un logiciel de gestion électorale ! », précise Hope Madagascar

Hackaton ou le marathon du Hacking pour faire simple, organisé par l’association Hope Madagascar (Hetsika Olom-Pirenena Entanina) a porté ses fruits. En effet, le week-end dernier à l’ « American Center » Tanjombato, « Smart Gets » – le groupe gagnant – a réussi à produire l’application électorale, indispensable aux citoyens. Contrairement à ce que pensent certains observateurs de la…

Niainga tamin’ny halatra bisikileta ny raharaha ary niafara tamin’ny fahafatesana. Ny asabotsy teo, manodidina ny tamin’ny dimy ora hariva, no nisy nahatsikaritra ny roalahy naka ny bisikileta iray nipetraka amoron-dàlana tetsy Marobiby. Vetivety dia niely ny feo ary vory ny olona. Nifanenjehana ireo mpangalatra nanomboka teo. Rehefa tsapan’izy ireo fa mihamitombo ary miha-manakaiky hatrany ireo…

Transports urbains : Le tarif de 500 ar effectif chez quelques coopératives

Comme annoncé, le tarif de quelques taxis-be de la capitale a connu une hausse. Un changement qui est parvenu avec la cinquième hausse des prix des carburants depuis le début de cette année. Les lignes réunies dans l’union des coopératives FMA (Fitaterana Mendrik’Antananarivo): 194, 192 et 165 ont adopté le nouveau tarif de 500 ariary…