Day: 2 août 2018

Les cinq membres qui constituent la Commission de contrôle du financement de la vie publique sont désormais connus. Après les atermoiements et les longues attentes, les membres qui constituent la commission de contrôle du financement de la vie publique sont désormais connus. Il s’agit de Razanamparany Domoina Patricia Raymonde, de Rado Milijaona, de Rabenatoandro Malalanirina…

Faritra Sava : « Tsy avela ho faritra mena intsony amin’ny halatra lavanila sy fitsaram-bahoaka », hoy ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarimaria

Nandritra ny fandalovan’ny ny Général de Division Randriamanarina Jean Christophe, Sekreteram-panjakana eo anivon’ny Ministeran’ny fiarovam-pirenena misahana ny Zandarmaria, tao Sambava, afak’omaly, dia nanome toromarika sy baiko hentitra ny tenany,  nilaza fa : « Tsy maintsy haverina tanteraka ny filaminana aty Sava, izay Faritra mena amin’ny resaka halatra lavanila sy fitsaram-bahoaka. » Manoloana ny firongatry ny fakana an-keriny, halatra taolam-paty, asan-dahalo, .…

Les travailleurs de l’ombre : Malala Razazarohavana, le profil parfait d’une grande technicienne

Elle a enchanté le public réunionnais durant les Jeux des Iles 98 où Madagascar ramenait l’or. Elle, c’est Malala Razazarohavana ou si vous voulez « Baby Face » comme la presse réunionnaise surnommait l’arrière- poste de l’équipe féminine de Madagascar et qui a été d’une redoutable efficacité pour le basket-ball malgache à qui elle a tout donné…

Tsihombe – Tapaka efa iray volana ny jiro : Nidina an-dalambe sady nilanja sorabaventy vahoaka romotry ny delestazy

Efa ho iray volana no tsy mandeha ny jiro any amin’ny Distrikan’i Tsihombe Androy. Afak’omaly, nidina an-dalambe sady nilanja sorabaventy nihazo ny biraon’ny Jirama ireo mponina tezitra mizaka ny tsy heran’ny ainy romotry ny delestazy. Raha araka ny tati-baovao mari-pototra voaray, dia ny gropy mampiakatra rano sisa no hany mandeha, ka misy ampahan’olona vitsivitsy mahazo…

Ahiana hampisy fiantraikany ratsy amin’ny vokatra lavanila eto Madagasikara indray ny zava-misy any Maroantsetra ankehitriny amin’ny hosoka be vava ataon’ny olona sasany te-hanankarena tampoka amin’ny vidin’ny lavanila. Raha ny tati-baovao mari-pototra voaray avy any an-toerana, dia afangaron’ireo tsy mataho-tody amina voana « mangrove » ireo lavanila maitso amidy, ka raha tsy mijery tsara ny mpividy izany dia…