Day: 6 août 2018

Journée internationale de la Jeunesse

L’Androy fin prête Longtemps lésé, l’Androy sera cette année à l’honneur et deviendra la capitale de la jeunesse de l’Afrique de l’Est et Australe. La Journée Internationale de la Jeunesse 2018 sera célébrée à Ambovombe –Androy, le 12 août prochain avec comme thème « Espaces sécurisés pour les jeunes ». Miser sur la jeunesse et son plein…

Basketball – Somaroho 2018: Victoires de l’ASCB Boeny et MB2All Analamanga

L’équipe de l’Association Sportive et Culturelle de Boeny a remporté la deuxième édition du tournoi de basketball « Somaroho » qui a pris fin, samedi, au Gymnase de Nosy-Be. MB2All d’Analamanga a ravi le titre chez les dames.   Ils font sensation dans les nombreuses compétitions. A Nosy-Be au tournoi international de basketball organisé en parallèle avec…

Football: La CNaPS avec de la marge

L’équipe d’Itasy prend de l’avance. Lors de la première journée de la poule des As disputée, hier, à Vontovorona, la CNaPS Sports n’a pas fait de détail pour s’imposer face au FC Vakinankaratra sur le score de 3 buts à 1. Une belle victoire qui place les protégés de Tipeh Andriambololona en tête du classement…

D.J sady  mpanentana amin’ny onjam-peo Angelo: Nodimandry tao amin’ny hopitaly be raha nolazoin’ny aretina

Tsy misy izay tsy taitra raha nahare fa maty teo anivon’ny hopitaly ben’i Toamasina ny sabotsy alina tokony ho tamin’ny 09ora alina, ity DJ sy mpanentana amin’ny Onjam-peo Viva Todizara Angelo fantatry ny maro amin’ny hoe DJ Angelo ity. Maro ireo nahita fahafinaretana tamin’ny maha-mpanetsiketsika azy eo anivon’ireo trano fandihizana, izay nentiny teo anivon’ny fanentanana…

Taorian’ilay lozan-dalamby niseho tao Andekaleka, dia samy nohetsehina avokoa ireo rehetra mety ho afaka hamonjy, tany amin’iny faritra iny. Noho ny fahamehana anefa, dia niteraka loza hafa indray izany. Fiara tsy mataho-dalana ana dokotera miaramila iray miasa eo anivon’ny Sekoly ambonin’ny zandary ao Moramanga no niala ny làlana ary nifatratra teny amina vodihazo iray, tamin’iny…

Ny asabotsy vao maraim-be, manodidina ny tamin’ny roa ora maraina raha araka ny filazan’ny olona teo an-toerana no nitranga ilay lozam-pifamoivoizana. Fiara tsara tarehy, ary nolazain’ireo nanatri-maso fa vaovao mihitsy aza, no nandeha mafy ary nifatratra tany amin’ny scooter iray. Fantatra, fa lehilahy izay miasa amin’ny trano printy iray eto An-drenivohitra ilay namoy ny ainy.…

Tranga nahavalalanina ny rehetra no niseho tsy lavitra ny tsenan’ Ambohimanarina, ny alin’ny asabotsy nifoha alahady omaly, tokony ho tany min’ny roa ora naraina tany ho any, satria tovovavy iray manodidina ny 16 taona eo no voalaza fa nitera-drery lahikely. Ny tomanin’ilay zazamenavava vao latsaka sy ny fitarainan’ny reniny mafy no nanaitra an’ireo teo amin’ny…