Day: 8 août 2018

Nanomboka omaly ary mifarana androany alarobia ny atrikasa karakarain’ny sampan-draharaha « Samifin » miaraka amin’ireo mpiara-miasa sy mpiara-miomboka aminy, mikasika ny ady atao amintsika momba ny fanadiovam-bola sy ny famatsiam-bola amin’ny asa fampihorohoroana. Miatrika izao atrikasa izao avokoa ireo mpitandro ny filaminana misahana ny fanadihadiana, ireo mpisehatra amin’ny resaka ara-bola samihafa, ary ny mpitsara eo anivon’ny fampanoavana…

Nitrangana fanafihana mahery vaika indray tato amin’ny disitraikan’i Maevatanàna. Andian-jiolahy tsy latsaky ny 20 nirongo fiadiana no nanao fanafihana, tao amin’ny tanàna antsoina hoe Maromalandy, kaominina Ambalajanakomby, disitrikan’i Maevatanàna, no nisehoan’ny fanafihana ny alin’ny Asabotsy 04 Aogositra lasa teo. Tokony ho tamin’ny folo ora alina no nanapoaka basy nentina nandemena saina ny mponina tsy hisy…

Baisse. La prévision de la tendance hebdomadaire publiée par la direction générale de la Météorologie présente une baisse des températures maximales sur les Hautes-Terres et la partie est du pays à partir de vendredi 10 août prochain. Un changement du temps qui vient perturber la hausse considérable de la température les deux derniers jours. Mais…

Mba ho fiarovana ny fahasalamam-bahoaka, dia vary simba roa kamiao  milanja 60 taonina no tra-tehaky ny Zandary efa ho herinandro lasa izay. Mpamongady avy amin’ny Faritra Analamanga iny no mivarotra azy any an-toerana, afangaro amin’ny vary tsara ,avy any amin’ny faritra Diana iny no nangalana azy. Raha ny fanazavana azo, dia taorian’ny fanomezam-baovao marim-pototra avy…

Et c’est parti pour deux semaines de jeux de société et de jeux vidéo! Depuis hier, l’Alliance française Andavamamba abrite le salon des jeux de société et de jeux vidéo en équipe. Cette offre socioculturelle et socio-éducative s’articule autour de trois devises dont la promotion de la culture malgache, l’éducation artistique, ainsi que le développement personnel et citoyen.…

Biodiversité marine : Deux projets de conservation par le gouvernement américain

Dans le cadre du lancement de l’atelier de formation sur la Planification spatiale marine, à Nosy-Be,  avant-hier, le chargé d’Affaires de l’Ambassade des Etats-Unis, M. Stuart Wilson, a annoncé le lancement par le gouvernement américain de deux projets de conservation à Madagascar.  Il a notamment rappelé dans son discours que la protection de la biodiversité…