Day: 13 août 2018

Député Jaovato : Refus illégal de déblocage de son compte bancaire

L’élu d’Antalaha dénonce une injustice bancaire et une résistance à une décision de justice. Si une suspension de blanchiment de capitaux se trouvait à l’origine du blocage et de la clôture du compte bancaire BNI du député d’Antalaha Laisoa Jean-Pierre dit Jaovato en 2014, le Parquet de la Chaîne Pénale Anti-Corruption a décidé, trois ans…

Efa somary nangingina ity raharaha tany ifanolanan’ny fianakaviana an’arivony sy ny orinasa Filatex, araka ny voasoratra ao anatin’ny didim-pitsarana navoakan’ny fitsarana ambony misahana ny ady madio eto Toamasina tato ho ao, dia niverina nifoha indray izany ny sabotsy maraina teo, tamin’ny fahatongavan’ny vadintany niaraka tamin’ireo andian-jatovo , sy mpitandro filaminana nentiny, fa  hanatanteraka didim-pitsarana raikitra…

Oui, oui ! nous sommes encore en hiver. La soirée au Pub s’annonce cependant très… « hot ». Ce soir, c’est à un rendez-vous des plus inédits que sont conviés les noctambules. Ce soir, la bonne musique ne sera pas au rendez-vous, mais la danse si… Et ce n’est pas n’importe laquelle ! « La nuit de la séduction »… l’intitulé…

« Kudéta » : Tovo J’hay en totale communion avec ses fans !

Gâtés, les mélomanes l’étaient samedi soir. Au « Kudéta » Anosy, ils avaient passé une excellente soirée avec Tovo J’hay. Entre le chanteur et ses inconditionnels, c’est encore le grand amour ! J’hay n’a pas perdu la main ! Il s’est fait très rare ces dernières années. Contrairement à ce que s’attendaient la plupart, le chanteur est revenu…

Samy manana ny fandikany azy ny zava-nitranga ny herinandro teo teto Toamasina, mikasika ireo afisy nipetraka tetsy sy teroa izay misy ny sarin’ingahy Rajoelina Andry sy misoratra hoe “Andry Rajoelina Prezida”. Ho an’ny Mapar dia fomba ratsy entina haminganana ny filohan’ny IEM izay efa nametraka ny maha-kandida ho filoham-pirenena azy izao zava-nitranga teto Toamasina izao.…

Ity tokoa tonga amin’ilay fiteny hoe “mahery ny fitia” aminy, noho ny tsy fahazakana araka ny sangisangin-jatovo hoe “tsy mahazaka solo”. Raha ny fanazavana azo teo anivon’ny mpitandro ny filaminana misahana ny raharaha, dia niseho tao amin’ny fokontany Vatolava kaominina Sandrakatsy distrikan’i Mananara Avaratra ny tranga hafa kely niseho ny volana jolay teo. Rangahy iray…

Nitrangana fanafihana taksiborosy ny lalam-pirenena faha-4 (RN4 PK 160), ny alin’ny sabotsy hifoha alahady.  Jiolahy maromaro mitondra basy no nanatanteraka izany tokony ho tamin’ny 12 ora sy sasany alina, tao Borokely, fokontany Tsiazokiraro, kaominina Tsaramandroso, distrikan’ Ankazobe.. Nobahanan’ireo olon-dratsy hazo ny làlana ka raha vao hiditra io toerana io ny fiara voalohany nitarika ireo fiara…