Day: 22 août 2018

Forum économique national : Le mémorandum présenté ce vendredi au CCIA Analakely

Concoctées depuis le mois de mars dernier, les résolutions du Forum économique national organisé par le CREM (Cercle de Réflexion des Economistes de Madagascar) seront dévoilées cette semaine. Plusieurs recommandations seront dans le mémorandum.   Plus de 200 personnalités issues du secteur privé, de la société civile, des partenaires de développement et de l’Administration publique…

Tokantrano tsotra tsy dia manao ahoana, tsy misy entana loatra  fa izay  ilaina andavan’andro ihany no mba hany nisy tao aminy. Izany no niharan’ny fanafihana tao amin’ny fokontany Tsaravavaka Andranomanelatra, ny talata lasa teo. Tsy mifidy trano hasiana ireo jiolahy fa hatramin’ireo olon-tsotra dia iharan’ny fanafihana ihany koa. Vilany sy vilia ary finday no lasan’ireo jiolahy tamin’izany.…

Niampy indray ireo olon-dratsy tsy afa-manohy intsony  ny asa ratsiny, any amin’iny distrikan’i Fenoarivobe iny. Raha mbola teo am-panomanana ny teti-dratsiny ireo andian-dahalo mantsy no notongavan’ny zandary. Raikitra teo ny fifandonana ka nisy dimy tamin’ireto malaso ireto no lavon’ny bala. Ny alatsinainy teo no nitranga izany, tao Manerinerina, ao amin’ny fokontany Andranomirafy, any amin’iny faritra…

“Isan’ny tena manimba betsaka ny asan’ny zandary, ny fahamaroan’ny fisandohana ny anay ity, tsy iray tsy roa, fa efa maro izay tratra izay fa mbola misy ihany mbola sahy manao  fisandohana. Ny ataon’ny olombelon’ny zandary amin’ny hadalana aza efa tsy hita ny hanaovana azy, mainka fa mbola ampian’ireto mpisandoka ihany koa izany”, izay no nambaran’ity…

Lasa ny vola mitentina telo tapitrisa ariary mahery . Nobatain’ireo jiolahy koa ny entam-barotra maro isan-karazany, ny finday rehetra izay fampiasan’ny tompon-trano. Talohan’izany rehetra izany, dia nanao tifi-danitra im-betsaka izy ireo mba hentina hampihorohoroana ny tanàna. Tao Ampahibato, tanàna iray ao Alasora no nitrangan’izany ny alin’ny alatsinainy hifoha talata teo, tokony ho tamin’ny 11 ora…

Un incendie grave a eu lieu dans le « fokontany » Anjanahary IIS, dans le IIIe Arrondissement de la commune urbaine d’Antananarivo, la nuit du 20 août. Trois personnes dont un enfant de deux ans y ont perdu la vie. Sept  maisons d’habitation ont été réduites en cendres. 20 personnes sont déclarées sinistrées. La tragédie s’est déclarée…

Photographie : Rija Emadisson expose les « Victimes » à l’Aft

Victimes dites-vous ? On en trouve presque partout. Mais pour un pays comme Madagascar ce sont souvent les catastrophes naturelles qui priment et qui laissent des séquelles à vie chez les victimes. Sur 17 photos, le photographe Rija Emadisson rappeler certains faits vite oubliés, qui ont détruit des vies et laissé des survivants pour compte. Du…