Day: 24 août 2018

# Glacier Analakely Khaleba retrouve les amateurs de « tsapiky » Khaleba est de retour ! L’ambiance tropicale sera à l’affiche du Glacier. Khaleba Andry et leurs camarades prouveront leur savoir-faire en matière d’animation de soirée du côté d’Analakely.  Le chanteur fera vibrer le public sur les sons du Menabe sans chichi ni retenue. Ce vendredi, c’est un…

73,61%. Le taux de réussite au CEPE, cette année. Soit une hausse de près de 17% par rapport à l’année dernière où 56% des candidats ont réussi à cet examen. Les résultats du CEPE, publiés mercredi matin à l’aube pour la circonscription scolaire (CISCO) de Tana-ville, marquent la fin de l’année scolaire 2017-2018. Une année…

Lamina vaovao sa kolikoly? Misy vola asaina haloan’ny fiara mpitatitra indray isaky ny fiaingana ary mampimenomenona ny mpamily izany. Eo amin’ny fiantsonana dia efa mandeha ny fanangonana ny dimy arivo ariary, ary lazaina fa homena ny mpitandro ny filaminana izay hiaro ny fiara fitaterana eny amin’ny làlam-pirenena. Mitaraina ny mpitatitra, indrindra fa ireo mpamily taxi-brousse,…

Toamasina : Roa lahy niady nandritra ny hiram-pirenena, nosamborina sy nogadraina

Nisy tranga tsy dia fahita firy mandritra ny lanonam-panjakana nitranga teto Toamasina, ny alakamisy misandratr’andro teo, nandritra ny fitokanana fanarenan-dàlana nataon’ny minisitry ny asa vaventy tao Bazary kely. Tao anatin’ny hiram-pirenena indrindra no nisy mpitondra posy roa niady sy nifandaroka tsy lavitra ny sehatra nisy ireo solontenam-panjakana. Tampoka teo nifandaroka sy nifamelaka tehamaina ary niady…

Marc Ravalomanana : Plus de 40 000 personnes attendues demain à Mahamasina

C’est confirmé. Le candidat à l’élection présidentielle Marc Ravalomanana rencontrera demain ses partisans au stade municipal de Mahamasina. Plus de 40 000 personnes sont attendues à ce rendez-vous qui s’inscrit dans le cadre de la clôture de la célébration du XVe anniversaire du TIM. « Cette manifestation a déjà obtenu l’autorisation de la Commune urbaine d’Antananarivo et…

Tena faritra anjakan’ny tsy fandriampahalemana ny ato amin’ny disitrikan’i Maevatanàna. Saika andrenesana fitifirana olona sy asan-jiolahy hatrany ny aty an-toerana. Nirefodrefotra indray mantsy ny basy tao amin’ny tanànan’Antsohihibe, fokontany Maromalandy, kaominina Ambalajanakomby, disitrikan’i Maevatanàna, ny Asabotsy 18 Aogositra lasa teo tokony ho tamin’ny 7 ora hariva. Ben’ny tanàna teo aloha iray any an-toerana no notafihana…