Day: 30 août 2018

Dat kotry au Jao’s Pub : Le prince du « batrelaky » va enflammer Jao’s Pub

Connu par la chanson sheila, Dat kotry donne un rendez-vous à ses inconditionnels ce vendredi au Jao’s Pub. Le prince du « batrelaky » va semer une ambiance hors du commun avec ses tubes comme « Hikarama », « Mbola ho avy ». Avec sa voix incomparable, sans doute il va faire chavirer le public du bonheur. Avec son charme, le…

Nanazava ny mikasika ilay fanadiovan-drano vaovao antsoina hoe “Purific” tao amin’ny trano fandraisam-bahiny “Splendide” Ambalamanasy Atoa Willie De Klerk, zafikelin’ny filoha afrikana tatsimo teo aloha Frederik De Klerk. Nandritra ny niasany teto Toamasina nandritra ny 14 taona tamin’ny fanorenana ny orinasa Ambatovy amin’ny maha-injeniera momba ny herinaratra azy, izay nohararaotiny nitsidihana an’i Madagasikara, no nahatsapany…

Extension du port de Toamasina : Audition publique sur les impacts socio-économiques

Hier, dans la Capitale du Betsimisaraka, un forum sur « les impacts socio-économiques du port de Toamasina » a eu lieu au Sharon Hôtel. Le forum est organisé par la Fondation Friedrich-Ebert Stiftung ou FES Madagascar dans le cadre de son projet de Coopération avec le Parlement et le Sénat. Sont par ailleurs organisées en parallèle avec…

Ntsay Christian : Pouvoirs renforcés du PM après la démission du Président de la République

Philipp Heyl, Conseiller principal en sécurité maritime pour l’Afrique au Département d’Etat américain, a été reçu hier à Mahazoarivo par le Premier ministre Ntsay Christian. L’ancien Chef du département du contrôle aérien et côtier du bureau de l’ « Africa Command de l’US Army » (AFRICOM) est à la tête d’une délégation militaire qui va assister Madagascar dans…

ATSINANANA Fanafihan-jiolahy tao Ambohijafy Toamasina : Mitondra ny laharana 947/96 ny bala “p.a” nampiasan’ireo jiolahy

Raha somary nanginingina ny resaka fanafihan-jiolahy teto Toamasina, taorian’ireo fakana an-keriny karana sy fanafihana mpividy entana sy tranombarotra teo aloha teo, dia miverina kosa izany ankehitriny tahaka ity nitranga ny alatsinainy 27 aogositra teo ity tokony tamin’ny 04 ora tolakandro tao Ambohijafy Toamasina ity. Raha ny fanazavana dia efa narahan’ireto andian-jiolahy mpitaingina moto Scooter ity…

Vao tamin’ny 28 aogositra 2018 lasa teo iny no nitrangana fanafihan-dahalo naharatrana olona iray tao amin’ny fokontany Ambodimadiro, kaominina Maevatanàna voalohany; voatsindron’ny antsin’ireo dahalo izy. Lasan’ireo tamin’izany ny entana izay zakany. Efa mandeha moa ny fanadihadiana sy ny fikarohana ataon’ny Zandary sy ny  polisy aty an-toerana amin’izao. Araka ny vaovao voaray dia tena mahazo vahana…