Day: 30 août 2018

Candidat et président ! C’est toute l’ambiguïté de l’attitude du chef de l’Etat depuis un certain temps. Après avoir annoncé officiellement sa participation à l’élection présidentielle, il a continué ses inaugurations malgré les remarques de tous ses adversaires. Mais il entend bien profiter des avantages de la fonction jusqu’à sa démission dans une dizaine de jours.…

3e édition du salon de la RSE : Un « live en ligne » pour ceux qui ne pourront pas y assister

Innover dans le dessein d’améliorer les choses et d’attirer plus de cibles sur la question de responsabilité sociétale d’entreprise, la troisième édition du salon de la RSE veut mettre le paquet.  La responsabilité sociétale d’entreprise (RSE) est un principe qui échappe encore aux Malgaches. Responsables étatiques, chefs d’entreprises, simples particuliers et professionnels des médias, ont…

Efa-dahy monja ireo dahalo. Fokontany iray no voatafika. Omby am-polony no very tamin’io fotoana io. Tsy nanaiky nolembenana ny fokonolona nampian’ireo zandary avy amin’ireo toby manodidina fa avy hatrany dia nanara-dia. Raikitra ny fifandonana. Tao amin’izany fokontan’i Betainomby ao amin’ny kaominina Amparihintsokatra, any amin’iny distrikan’Ambatondrazaka iny no nisehoan’ity fanafihana ity, ny alin’ny alahady hifoha alatsinainy…

Nivoaka tamin’ny fahanginana noho ny mbola firosoan’ny fanadihadian’izy ireo ny polisim-pirenena eto Toamasina, taorian’ny fahatrarany ireo basy mahery vaika teo am-pelantanana olon-tsotra sarona tao anatina “Bungalow” iray tao Analakininina hopitaly be Toamasina. Raha ny fanazavan’ny ekipan’ny polisy eto Toamasina tamin’ny alalan’ny kaomisera misahana ny kaomiseran’ny boriborintany faha-02 Tanambao II eto Toamasina, izay misahana ny raharaha,…

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona indray tany amin’ny lalam-pirenena faha-13, afak’omaly, vokatry ny fivadihan’ny taksiborosy iray hihazo an’i Tolagnaro, tao Mahatsinjo, distrikan’ Amboasary Atsimo, ka mpandeha iray no maty tsy tra-drano ary am-polony kosa ireo naratra mafy. Raha ny tati-baovao voaray, dia nanao taingim-be sady nandeha mafy tao anaty lalan-dratsy ity fiarakodia efa antitra ity, ka…

Fifanandrifian-javatra sa tranga samy hafa saingy niseho tao anatin’ny fotoana iray dia ny alatsinainy 27 aogositra teo tokony tamin’ny 04ora avy, ilay fanafihana tamin’ny PA tao Ambohijafy sy ity olona iray saron’ny polisy tao Analakininina hopitaly be teo am-pivarotana basy kalaky roa sy PA iray, tao amin’ity trano fandraisam-bahiny, “Bungalow”, an’ny filoha lefitry ny mpalotsain’ny…

Hery Rajaonarimampianina : Soit un candidat, soit un président de la République !

Si Hery Rajaonarimampianina veut revivre entièrement son expérience de candidat à la présidentielle, il devra  cesser d’utiliser les médias publics et les inaugurations officielles à des fins électoralistes. A qui profite le…vide juridique sur la précampagne, surtout quand on est le Président de la République et que l’on est à la recherche d’un second mandat ? Sur…

Tsy andro tsy alina, raha ny tati-baovao samihafa voaray, dia sady misahotaka noho ny asan-dahalo nanao sesilany nanomboka ny volana janoary teo no mankaty, ireo mponina no very fanahy mbola velona ny ato amin’ny disitrikan’i Maevatanàna. Mandray andraikitra ihany ny tompon’andraiki-panjakana sy ny mpitandro ny filaminana, saingy toa tsy mahasakana ny fanohizan’ny mpanao ratsy ny…