Month: août 2018

Nisehoana fanafihan-dahalo mahery vaika indray tao amin’ny kaominina Antakavana, any amin’iny distrikan’ Ankazobe iny, ny faran’ny herinandro lasa teo. Omby am-polony maro no lasan’ireo olon-dratsy, izay ny sasany amin’izy ireo dia mirongo basy mahery vaika. Nisy avy hatrany taorian’io ny fanarahan-dia nataon’ireo zandary avy ao amin’iny Vondron-tobim-paritra Ankazobe. Tsy ela dia tratra ireo andian-dahalo ka…

Quand il s’agit de mettre en relief les intérêts personnels des parlementaires, ils n’hésitent pas à paralyser l’Exécutif. Par contre, quand il faut protéger l’intérêt supérieur de la nation, ils sont les premiers à le reléguer. C’est exactement ce qui s’est passé avec le vote des lois électorales bancales et incomplètes, mais aussi et surtout…

Les membres du CFM (Comité du Fampihavanana Malagasy), conduits par leur Président, Maka Alphonse, ont rendu une visite de courtoisie auprès du Premier ministre Ntsay Chrisitan. Dans le cadre de la recherche de l’apaisement, qui garantira une élection crédible, transparente et acceptée par tous, des perspectives de collaboration ont été discutées avec le Chef du…

Andry Rajoelina : Jour J pour le meeting à Tana

Durant toute la journée d’hier, les organisateurs se sont attelés à l’installation des matériels de sonorisation, des décorations, et ont planifié les emplacements des invités. Jour J pour la rencontre de l’ancien président de la Transition Andry Rajoelina avec la population tananarivienne. Comme prévu, le président fondateur de l’Initiative pour l’Emergence de Madagascar (IEM) tiendra…

Taorian’ny fandraisan’ny mpino ny Kardinaly Sem Tsarahazana tao Antananarivo sy teto Toamasina renivohitra taorian’ny fandraisany ny marika maha-kardinaly azy tany Roma, dia manomboka manao fitsidiham-paritra amin’izay ny tenany izao mba hitondra hafatra sy hampahery ny Malagasy isam-paritra. Ny faran’ny herinandro teo, dia ny tao Fenerivo Atsinanana faritra Analanjirofo no novangiany, faritra izay tsy vahiny aminy…

Anjanahary : Tanora mpanao haiady lasa jiolahy

Ny olona mihitsy no nanome vaovao feno ny polisy. Azo hatramin’ny sarin’ireo mpanendaka. Ny olona ihany koa no nanampy tamin’ny fikarohana izay toerana fanaovan’izy ireo ny asa ratsiny. Nohamarinin’ny polisy ny vaovao ary dia tonga tamin’ny fisamborana ireo tovolahy roa. Niainga tamin’ny fitarainana nisesisesy izay tonga teny amin’ny kaomisarian’ny boriborintany fahatelo ny fanokafana ny fanadihadiana.…