Day: 4 septembre 2018

Efa very fanahy mbola velona tokoa angamba ireo mponina ao amin’ny fokontany Ambatofotsy ao amin’ny kamaominina an-drenivohitra  Maevatanàna ao. Nanapa-kevitra izy ireo nandritra ny fivoriam-be natrehan’ny ben’ny tanàna sy ireo raiamandreny ao an-tanàna notanterahina tamin’ny Alahady faha-2  septambra teo fa hankinina amin’ilay mpimasy malaza antsoina hoe Ramotra ny fitandroana ny fandriam-pahalemana ao amin’io fokontany io.…

Nilamina tsy nisy ny olana, afa-tsy ny resaka fanadinoana taratasim-piantsoana sy ny kara-panondrom-pianarana ary ireo mpiadina tsy nahazo taratasy fiantsoana teny amin’ireo sekoly tsy miankina sasany noho resaka saram-pianarana, izay voavahan’ny lehiben’ny Cisco Toamasina I sy ny Dren atsinanana avokoa, ny ny fanadinana BEPC teto Toamasina sy teo anivon’ny faritra Atsinanana. Raha ho an’ny faritra…

Soa ihany fa tonga haingana ireo mpitandro filaminana. Efa teo am-pelantanan’ireo fokonolona, vonona ny hanao fitsaram-bahoaka, ity lehilahy ity izay voalaza fa namono nahafaty ny namany. Izy ireo izay niaraka nisotrosotro teny amin’iny faritra Mahamasina iny ihany. Nikorontana indray ny teny amin’iny faritra Mahamasina iny ny alin’ny « zoma manifika » teo. Lehilahy iray no naratra mafy…

L’Amiral Didier Ratsiraka mobilise autour de lui les autres candidats dans l’objectif de réclamer le report du scrutin. Si seulement cinq candidats étaient présents vendredi dernier au domicile de l’Amiral Didier Ratsiraka à Faravohitra, ils étaient 16 à avoir répondu hier à l’invitation du candidat n°21. « La troisième réunion aura lieu demain (NDLR : ce jour)…

Voasambotry ny Polisin’ Ambalavao ny enina tamin’ireo dahalo mpanakan-dalana miisa sivy, saika handroba ny fiaran’ ny Sipromad nitondra vola valo tapitrisa Ariary, teo amin’ny fiakaran’i Vatoavo, 9 Km avaratr’Ambalavao amin’ny RN7, ny harivan’ny alakamisy lasa teo, tokony tamin’ny 5 ora sy sasany. Taoriana kelin’ny fanafihana, nahazo antso an-telefaonina ny polisy, ka niroso avy hatrany tamin’ny…

Revue MCI : La crise postélectorale et la défaillance de la justice au menu.

La Revue MCI est devenue une référence en matière d’analyse politico-économique. Le numéro 82 qui vient de paraître est riche en thématiques aussi bien en politique qu’en économie. Conjoncture oblige, ce nouveau numéro aborde inévitablement les élections présidentielles où Raphaël Jakoba, Directeur Général de Madagascar Conseil International et en même temps Directeur de la Publication…

Poignardé en plein ventre par son épouse, un père de famille a succombé à sa blessure dans la nuit du dimanche 2 septembre à Ankadikely-Ilafy. La tragédie s’est produite vers 20 heures 30 lors d’une dispute conjugale. Selon les informations émanant de la gendarmerie qui se charge de l’affaire, personne ne savait pas exactement ce…