L’entraînement se poursuit pour les Barea devant les trois tribunes remplies à ras bord. C’est dire l’engouement du public pour ce match de dimanche contre le Sénégal. Le match à ne pas perdre, car même un score de parité ferait l’affaire des protégés de Nicolas Dupuis. Le cru 2018 des Barea serait-il en mesure de…
Day: 7 septembre 2018
Ferdinand Andriandraina : un danseur qui a gravi un à un les échelons
Singulier destin pour Ferdinand Andriandraina ! Il a su passer de l’état de danseur de quartier à celui de professionnel. A l’époque, comme tous les jeunes de son âge, il imitait les chorégraphies des clips de rap qu’il voyait sur son petit écran. En traînant dans son quartier des 67 ha, il se faisait des amis poursuivant…
Ady amin’ireo mpanera sy mpisandoka : Manangana trano manokana ho azy ireo mpisolovava eto Toamasina
Natao ny talata 4 septambra teo, ny fametrahana ny vato fehizoro sy ny hady fototra mikasika ny fanamboarana ilay trano manokana ho an’ireo mpisolovava eto Toamasina. Eo an-tokotaniben’ny fitsarana aty anoloana no hametrahana izany, ka araka ny fanazavana nentin’ny delegen’ireo mpisolovava eto Toamasina, ny Me Rabenjarijaona Antonio, dia natao izao trano izao mba tsy handeha…
Nécrologie du 7 septembre 2018
Fanafihana tao Ambano – Antsirabe : 11 lahy vosambotra, basy 3 sy moara marobe sarona.
Nitondra fanazavana mikasika ilay fanafihana niseho tao Mahatsinjo, kaominina Ambano, ny teo anivon’ny mpitandro filaminana, omaly alarobia 5 septambra, teto Antsirabe. Tamin’izany no nahalalana, fa 11 no vosambotra hatreto ary basy kalaky iray sy basy poleta vita gasy roa miampy sy moara no sarona niaraka tamin’ireo jiolahy ireo. Ny alin’ny sabotsy 1 septambra no nisehoan’ny…
Vono olona tetsy amin’ny Bypass : Mpiasan’ny Gastro taloha nosamborina
Tsy diso mihitsy ny ahiahy, fa olona efa niasa teo anivon’ny toerana nitrangan’ny vono olona no mety ho tompon’antoka tamin’izany. Lehilahy efatra no eo am-pelan-tànan’ny polisy misahana ny heloka bevava ankehitriny. Ny roa efa voasambotra mialoha ary efa notazonina elaela teo anivon’io sampana io ary ny roa kosa voasambotra, omaly. Ny iray amin’ireo dia mpiasa…
Présidentielle : 24 852 bureaux de vote affectés
Avant-hier, le comité national d’observation des élections (Kmf/Cnoe) a interpellé la Ceni (Commission Electorale Nationale Indépendante) par rapport à l’emplacement des bureaux de vote effectifs lors de l’élection présidentielle. « Ils doivent être identifiés à l’heure qu’il est », a précisé un membre de ce comité national. La Ceni n’a pas attendu sept ans pour atténuer ce…
Le pavé dans la mare jeté par Didier Ratsiraka
Les propos tenus par l’ancien président Didier Ratsiraka, avant-hier au Carlton installent une certaine confusion dans le jeu politique actuel. Il serait irresponsable de pas tenir compte de ses affirmations car elles n’ont pas été faites à la légère. Le constat qu’il a fait de la situation actuelle est sévère et c’est de manière tout…
Football : « Fosa Juniors était disposé à envisager le transfert de Dax », déclare le président Arno Philip Steenkist
« Fosa Juniors » a tenu à s’expliquer sur les malentendus qui l’opposent au « Kaiser Chiefs » autour du transfert de Dax. Le club l’a fait savoir lors dune conférence de presse d’hier au Futsal, à Andraharo. Un tour d’horizon sur cette affaire qui met à mal le football malgache dans son ensemble et bien entendu Dax Arohasina…
RN7 : Taxi-brousse nifandona tamina « citerne », olona enina maty
Nandriaka indray ny rà, tamin’iny làlam-pirenena fahafito iny, ny harivan’ny alarobia teo. Fiara roa, taxi-brousse, zotra mampitohy an’i Sakaraha sy Manombo, no nifandona tamina fiarabe ana orinasa mpitrandraka any an-toerana. Vokany, olona enina no namoy ny ainy. Teo amin’ny lala-mahitsy misy ny valan-javaboaharim-pirenenen’i Zombitse, miala kely an’i Sakaraha no nitranga ny loza. Araka ny fampitam-baovaon’ny…