Day: 7 septembre 2018

Economie bleue : Un investissement de 2,7 milliards USD contracté avec la Chine   

Les investissements chinois à Madagascar vont crescendo. L’«Agence Malagasy de Développement Economique et de Promotion des Entreprises » (AMDP) a signé à Pékin, le 5 septembre dernier, un accord cadre pour le développement de l’économie bleue représentant un montant global d’investissement de 2,7 milliards USD, soit environ 8 640 milliards d’Ariary, sur 10 ans. L’accord a été signé…

Famotsiana omby halatra : Olona valo nosamborin’ny zandary tany Arivonimamo

Vehivavy no ao ambadika, isan’ireo mpamotsy taratasin’omby halatra. Niara-voasambotry ny zandary tamin’ireo dahalo sy mpandray ireo omby halatra, tany amin’iny distrikan’ Arivonimamo iny. Raikitra ny « fanadiovana » ! Tsy nijanona ho resaka ambony labatra fotsiny ihany ny paik’ady nentin’ny avy eo anivon’ny zandarimariam-pirenena, hiadiana amin’ity resaka halatr’omby ity. Araka ny fanazavana nomen’izy ireo mantsy, dia hisy ny…