Day: 21 septembre 2018

Omaly alarobia maraina be tokony ho tamin’ny 3 ora maraina, nanomboka nirehitra ny orinasa mpanao sy mpivarotra hazo ao Antsahakely Antanivao Antsirabe. Ny setroka sy afo no nanaitra ny tompon-trano. Tsy fantatra mazava ny niandohan’ny afo, raha ny resaky ny olona teny amin’ny manodidina, dia afo avy tamin’ireo olona nitana afo tao amin’ny masinina no…

Les deux premiers cas confirmés de peste de cette année ont été observés dans le district d’Ankazobe. Cette localité est, quasiment tous les ans, un foyer de la peste, comme c’était le cas l’an dernier durant lequel l’épidémie était particulièrement meurtrière. Après plusieurs jours assez confus durant lesquels des informations discordantes ont circulé et médiatisés…

Shyn continue sa percée dans le marché de la musique africaine. Après être la révélation de l’année 2017, l’interprète d’ « Overdose » passe à la vitesse supérieure et est en lice pour le titre du meilleur artiste masculin del’Afrique Australe à l’Afrimma. Cette fois, il est classé parmi les meilleurs dans la même catégorie que le Sud-Africain…

Toamasina : Hain-trano goavana, an-jatony may kila forehitra

Tokony ho tamin’ny 01ora sy 50min ny alakamisy tolakandro, dia nitrangana fahamaizan-trano goavana tao Tanambao V P/elle 13/81 ; izay saika ny “Carreau” rehetra tao amin’ity fokontany ity may kila avokoa ny trano sy ny fananana tao anatiny. Raha ny fanazavan’ny mponina, trano iray izay tsy eto Toamasina ny tompony no voalazan’izy ireo fa niandohan’ny afo,…

Une tragédie a beaucoup berné les habitants de Manjakandriana depuis hier. Le couple était en route pour rejoindre Anjiro, pour participer au marché hebdomadaire de la localité quand le pire est survenu vers 4 heures du matin à Ambatomizaha, soit entre Manjakandriana et Ambatolaona. Sur une moto, il était entré en collision avec un camion.…

Tsy lasa lavitra ireo mpanafika dia voasambotra noho ny fisian’ilay hetsika manokana ataon’ny zandary amin’izao fotoana izao. Nisy fanafihan-dahalo narahana vono olona tokoa mantsy tao Ankiofio, ao amin’ny fokontany Andranovolotarehitra, kaominina Analaiva, distrika Morondava. Olona telo no maty voatifitr’ireo olon-dratsy, izay miisa dimy tamin’io fotoana io, nitondra basim-borona roa sy zava-maranitra. Nitsoaka avy hatrany ireto…

39e Rallye International de Madagascar : Un mano a mano Rivo Randrianarivony – Tahina Razafinjoelina

Le 39e    Rallye de Madagascar a débuté hier à Moramanga pour ne rendre son verdict que le samedi. Trois jours intenses avec des parcours de nuit et certaines pistes savonneuses qui risquent de pimenter cette dernière manche du championnat. Avec un suspense sur le titre de champion 2018, puisque un petit point sépare Rivo Randrianarivony…

Teo am-pandraofana ny entana sy ny vola ny lehilahy iray mpangalatra no tra-tehaky ny mpiasa ka tsy afa-niala intsony. Toy ireny olona manaraka marary hotsaboina ireny ilay rangahy, avy hatrany dia ny toerana fandraisana olona no natoniny, raha ny filazan’ny loharanom-baovao. Rehefa ela ny ela, tsikaritry ny mpiasa ho  hafahafa fa manara-maso akaiky ireo marary…