Day: 29 septembre 2018

Aéroport Ivato : Iraniana roalahy tratra nitondra pasipaoro sandoka

Tsy fantatra intsony hoe inona marina no tena itongavan’ireto vahiny ireto eto Madagasikara. Ny mlahagaga mantsy raha ny zava-misy ankehitriny dia misisika ray mampiasa izao fomba tsy ara-dalèna rehetra izao izy ireo mba hidirana eto. Ohatara mivaingana amin’izany ity tranga iray ity. Teratany iraniana roa no tratran’ny Polisy misahana ny sisintany (PAF) teo amin’ny seranam-piaramanidina…

Jeunesse : Le pacte national signé par les parties prenantes !

Les jeunes veulent prendre en main leur avenir. Un séminaire sur l’initiative pour un pacte national en faveur de la jeunesse s’est tenu jeudi 27 septembre et vendredi 28 septembre 2018 à l’Assemblée  nationale. Ils sont 150 jeunes participants représentant  les 22 conseils régionaux de la jeunesse, des leaders des associations œuvrant en faveur des…

Raharaha Andraisoro : Nidoboka eny Tsiafahy ny vadin’ny maty

Olona roa nidoboka am-ponja rehefa voarohirohy ho tompon’antoka mivantana tamin’ny famonoana an’i Tsanta Andriantsoavina. Ny iray dia ny vadiny ary ny faharoa kosa dia olona iray izay voalaza fa nanatitra azy farany tamin’ny fiara. Izany hoe taorian’ny fanatanjahan-tena volley-ball izay nataony tamin’io tontolo andron’ny asabotsy io. Nahatalanjona ny maro ihany ny zava-nitranga satria vao afak’omaly…

SeFaFi : Pour une règlementation plus stricte des campagnes électorales

Cet observatoire de la vie publique a fait un tour d’horizon des actualités nationales, lors d’une conférence de presse qu’il a tenue, hier, à  l’hôtel restaurant Tamboho, au « Water Front ». A l’approche de l’élection présidentielle, bon nombre d’ organisations de la société civile s’expriment, le SeFaFi n’est pas en reste. Cette société civile estime notamment…

Championnat de Karting : Duel très attendu demain entre Tommi et Haja

Le suspense est à son comble pour le championnat de Madagascar de Karting. Pour l’avant-dernière manche qui se tiendra demain au circuit karting d’Imerintsiatosika, le duel entre Rakotomalala Haja et Rajoelison Tommi est très attendu du public. Ils ont tous les deux 1801 points. Cet ex-aequo dans leur catégorie Elite Pro fait que la bataille…

Toamasina : Raikitra koa ny halatra kisoa

Raha halatra akoho amam-borona izay nambara fa halabotry teo aloha no nalaza dia efa miakatra an-tanana indray izao ny “dahalo” mpangalatra omby sy kisoa eto Toamasina. Taorian’ny fahatraran’ny polisin’ny FIP ilay mpangalatra omby tao Ambalamanasy farany teo, dia mpangalatra kisoa indray no nifanenjehan’ny fokonolona ny talata 25 septambra teo tao Tanambao Verrerie, izay andro antoandro…

MTPI : Les grands chantiers  avancent à grands pas

Cette année 2018, Madagascar  enregistre un  taux de croissance économique de 5%, le taux le plus important ces dernières années selon les chiffres donnés récemment par le FMI.  Sur le terrain, cette croissance se manifeste également à travers les grands travaux réalisés ou en cours. Le ministre des Travaux Publics et des Infrastructures, Ulrich Andriantiana…