Day: 10 octobre 2018

Savorovoro no nitranga teny Ambohidahy-Ankadindramamy, omaly. Olona ampolony maro no nivory sy nihorakoraka teo anoloan’ny tranon’ny Solombavambahoaka iray monina eny an-toerana. Ity farany izay fantatra, fa mpitarika ny komity mpanohana kandida iray amin’ity fifaninana ho filoham-pirenena ; izay hatao amin’ny 7 novambra izao. Ity farany izay fantantra fa isan’ireo kandida goavana ary isan’ny tsara toerana sy…

Tsy mijanona fotsiny amin’ny fanenjehana ireo olon-dratsy, na ilay tena manao na ilay mpibaiko eny ambony latabatra fotsiny no antom-pisian’ilay hetsika manokana ataon’ny zandary amin’izao, fa natao hiady mihitsy amin’ny tsy fandriampahalemana na amin’ny endriny inona na amin’ny endriny inona. Ao anatin’izay ohatra ny mahakasika ny fiparitahan’ny fitaovam-piadiana. Tamin’iny faran’ny herinandro iny ary dia fantatra,…

Ambassade de Chine : Don de matériels pour la prévention et la lutte contre l’épidémie de peste

SEMme Yang Xiaorong a remis dans la matinée d’hier un don de matériels de nettoyage à la Commune Urbaine d’Antananarivo (CUA), qui a été apprécié à sa juste valeur par le 1er adjoint au maire de la Capitale. 25 millions d’ariary. C’est la valeur du don de matériels de nettoyage remis hier à Nanisana par…

Campagne électorale : Plus de 15 milliards d’ariary pour les 11 hélicoptères prévus

Les quelques candidats nantis et considérés comme des « favoris » ne lésinent pas sur les moyens pour  devenir Président de la République. Alors que  la grande majorité des électeurs  vivent encore dans l’extrême pauvreté, certains candidats aux élections présidentielles sont riches. Très riches à tel point qu’ils peuvent s’offrir le luxe de louer temporairement des hélicoptères,…