Day: 12 octobre 2018

Nosy Be, Antsohihy : Marc Ravalomanana en terrain conquis

La force tranquille devient un guerrier déterminé à aller jusqu’au bout de son combat. En effet, le candidat n°25 enclenche la vitesse supérieure depuis l’ouverture de la campagne électorale. En effet, après le coup d’envoi qui a été officiellement lancé pour ses partisans au QG du KMMR au Bel’Air, Marc Ravalomanana a immédiatement rejoint Mahajanga…

Vendredi joli

# Olombelo Ricky au Fatapera Antaninarenina Les années ne l’ont pas épargné mais sa musique est toujours aussi exquise qu’à ses débuts. Contrairement à celle des jeunes d’aujourd’hui, la sienne n’est pas éphémère, mais faite pour durer. Elle est de celles qui traversent les années. Olombelo Ricky, ce soir, prouvera une fois de plus que…

Lehilahy iray namono tamin’ny fomba feno habibiana ny vadiny 22 taona, ny 3 oktobra teo, tao Namakia, ary naleviny tanaty lava-jezika tsy lavitra ny toerana namonoana azy ny razana avy teo, no niharan’ny fitsaram-bahoaka, omaly. Teo am-pisamborana azy sy ny namany roa lahy niray tsikombakomba taminy no nitsoaka ity mpamono vady ka tratran’ny hatezeram-bahoaka. Araka…

Dadafara – candidat n°20 : Honnête, franc et compétent

Dès qu’on parle de réalisations et de projets, Randriamampionona Joseph Martin dit « Dadafara », candidat n°20, fait partie de ceux qui ont leur mot à dire. A son actif, on peut citer ses réalisations à la tête du ministère de l’Elevage et de la protection animalière en seulement neuf mois. Il avait encore plein de projets à réaliser…

Toy ny fanaon’izy ireo isan-taona, isaky ny alahady faharoa amin’ny volana oktobra, dia hanatanteraka ny fetin’ny taranaka ny avy eo amin’ny Fjkm Rangaina Fihobiana, ny alahady 14 oktobra ho avy izao eny an-toerana. Araka ny fanazavana azo, dia hisy ny fotoam-pivavahana lehibe izay hotanterahina eny an-toerana amin’io fotoana io ; izay hiditra amin’ny sivy ora sy…

Tanana kely iray ao amin’ny kaominina Ambatomanoina, distrikan’ Anjozorobe indray no notafihan’ny andian-dahalo mirongo fitaovam-piadiana, ny alin’ny alarobia lasa teo. Mazava ho azy, fa tsy nisy sahy nivoaka ireo mponina, noho ny tahotra an’ireo tsy valahara ireto. Ireto farany rahateo, tsy vitan’ny mitabataba mampitahotra fa, mbola mitora-bato ny varavarana sy ny varavaran-kelin’ireo trano tao amin’ity…