Saron’ny polisy ny basy poleta iray niaraka tamina famahanana 10. Nokasaina hamidy teto Antsirabe izy io no izao tratra izao. Mitohy hatrany ny hazalambo ataon’ny mpitandro filmanana ireo olona mitazona basy tsy ara-dalàna sy ireo mpanao aferana-fitaovam-piadiana. Efa maro ny tratra ary niaraha nahita ireny ny famotehana azy am-pahibemaso. Mbola maro kosa anefa no mivezivezy…
Day: 19 octobre 2018
Tsiroanomandidy : Polisy retirety, matin’ny jiolahy
Inspektera teo aloha izy. Nisy nanafika tao an-tranony ity polisy efa misotro ronono ity, ny alin’ny talata teo, teo amin’ny fokontany antsoina hoe Andrefan’ny gara. Naratra mafy ny tenany rehefa nifanojo tamin’ireo jiolahy ary tsy izy irery fa ny fianakaviany koa dia isan’ny voadaroka nandritry ny fandrobàna. Noezahina nentina teny amin’ny toeram-pitsaboana mba ho fanavotana…
Musique tropicale : Fandrama met le cap sur Mayotte
Sur les côtes de Madagascar, il fait un malheur sur scène, et dans la capitale, il est le chouchou de ces dames. Il, c’est Fandrama. Cette dernière semaine du mois d’octobre s’annonce chargée pour ce grand nom du « salegy awoe ». Après avoir enchaîné les festivals et les soirées cabarets, il met le cap sur Mayotte.…
Marc Ravalomanana : Les « Sud-Est » convaincus par ses « Zava-bita »
Les « Zava-bita » du Marc Ravalomanana durant ses mandats dont entre autres la reconstruction de l’axe routier reliant Vohiposa et Manakara restent ancrés dans la mémoire de la population de la partie Sud-Est du pays. C’est ce qu’on a constaté au cours des déplacements effectués hier par le candidat n°25 dans de nombreux districts des régions…
Nécrologie du 19 octobre 2018
Formation : « Two Healing hands » débarque à Madagascar
«Les Malgaches ont un potentiel. Ils ont un savoir-faire extraordinaire» affirme Faizal Chudoo, le responsable de la formation. Une opportunité pour les jeunes malgaches ! Hier, un ultime entretien s’est déroulé au Pavé à Antaninarenina. Plus de 112 étudiants étaient recrutés pour être formés. Cependant, ils vont subir une présélection dimanche prochain. Cette formation est carrément…
Vendredi joli
Olombelo Ricky sera au « Piment Café » Olombelo Ricky sera sur la scène du Piment Café Behoririka ce soir à partir de 21 h. Après un « Manala azy vita bacc », qui a été l’un des plus grands rendez-vous avec le public tananarivien, le chanteur servira sa musique dans une salle plus conviviale. De plus, la chaleur…
Filaminam-bahoaka eto Toamasina : Tovolahy tratran’ ny polisy nitrondra basy PA tsy ara-dalàna
“Tsy mijanona izahay raha tsy ho fongotra ny mpanao ratsy mampahory vahoaka eto Toamasina tato ho ato ity”, izay ny fanamby nataon’ny polisim-pirenena eto Toamasina, tamin’ny alalan’ireo kaomisera telo lahy misahana an’i Toamasina renivohitra sy ny komandan’ny Fip. Mitohy andro aman’alina ny hetsika fametrahana izay filaminam-bahoaka ataon’izy ireo izay, ka nisy indray ny vokatra tamin’ity…
Maevatanana : Ankizy efatra indray nalain’ny dahalo an-keriny
Manao ranolava tanteraka ny resaka fakàna an-keriny any amin’iny faritra Betsiboka iny. Ary ny eo votsotra, ny hafa lasa indray ! Ny fiandohan’ny herinandro lasa teo, dia olona efatra, saika ankizy avokoa ny telo tamin’izy ireo no lasan’ireo olon-dratsy tao amina toby fihadiana volamena iray ao amin’ny kaominina Maevatanana Faharoa. Raha ny fampitam-baovaon’ny namana avy any…
Baccalauréat à Tana : Une hausse de 3% du taux de réussite
Les tendances sont à la hausse pour les résultats du baccalauréat dans la capitale de Madagascar. Le taux de réussite global est de 47,47 % par rapport à un taux de 47,4 % l’année dernière. La tendance a également été suivie dans les séries techniques et technologiques. L’enseignement technique a affiché un taux de réussite…