Day: 25 octobre 2018

Manoloana ny fanosoram-potaka atao amiko mikasika ny Barea dia tiako ny mitondra izao fanazavana izao izay heveriko fa mety handaminana ny raharaha ary niniako hatao amn’ny teny malagasy sao misy handika vilana eo indray. Tsy nisy resaka ny hanesorana an’i Faneva Ima sy Bôlida izany fa nentina handrangitana fotsiny izany. Ny resaka nifanaovanay olona vitsivitsy…

52 mariages célébrés : Population vulnérable de l’Avaradrano

52 couples issus de milieux sociaux vulnérables de la commune d’Avaradrano ont pu officiellement sceller leur union le week-end dernier, entre les murs de l’Eglise catholique de Sabotsy Namehana. Importance administrative. Etre mariés devant le Dieu auquel on croit est essentiel pour bon nombre d’entre nous, mais être mariés légalement est tout aussi important au…