Day: 29 octobre 2018

Ny “universiade”, dia fifaninanana aran-kolontsaina sy fanatanjahantena karakarain’ny fampianarana ambony. Sambany amin’ity taona ity ny ISTA (Institut Supérieur de Technologie d’Ambositra) no handray izao hetsika izao, izay ho atao ny faha 17 novambra ka hatramin’ny faha 24 novembra ho avy izao, ka ny “université” rehetra na miankina na tsy miankina no handray anjara amin’izany. Na…

La nuit du samedi 27 octobre au dimanche 28 octobre, un accident grave s’est produit sur la RN7 à Tanjombato dans le district d’Antananarivo Atsimondrano. Le bilan fait état d’un mort et d’une personne grièvement blessée. Le drame a eu lieu dans le quartier d’Ambaniatsinanana, soit sur la RN7. A bord d’une moto, deux militaires,…

Tsapa nandritra ny andro maromaro  fa betsaka ireo olom-pirenena manatona ireo biraom-pokontany, mba haka ny kara-pifidianana. Manaprofo izany fa betsaka ny mpifidy no mieritreritra ny handeha handatsa-bato sy haneho ny safidiny amin’ny 07 novambra izao, raha ny eto Ambositra renivohitra no resahina. Matoa tanteraka izao finiavana handeha hifidy izao, dia noho ny ezaka ataon’ny mpomba…