Day: 8 novembre 2018

Taxi-brousse ny iray, tetsy Ankazobe, ary fiara kely kosa ny iray tetsy Analavory. Aina efatra be izao indray no nafoy omaly sy afak’omaly noho ny resaka lozam-pifamoivoizana tamin’ireo lalam-pirenena roa lehibe teto amintsika. Ny voalohany, nitranga ny talata antoandro teo amin’ny tanana antsoina hoe Ambohitrafovoany, ao amin’ny distrikan’Ankazobe, teo amin’ny PK103+50. Taxi-brousse avy any Avaratra…