Month: décembre 2018

Place du 13 mai: Fraudes électorales massives dénoncées par les partisans de Ravalomanana

Une grave crise postélectorale est à craindre si la HCC accepte de cautionner les fraudes massives perpétrées lors du scrutin du 19 décembre. Première manifestation populaire samedi dernier sur l’historique Place du 13 mai depuis le 1er tour de l’élection présidentielle.  En effet, malgré l’interdiction faite par le Préfet de Police d’Antananarivo, les partisans du…

Vehivavy iray no nisy naka an-keriny tany amin’ny fokontany Morafeno, kaominina Betrandraka, disitrikan’i Tsaratanàna, faritra Betsiboka, ny alin’ny alarobia lasa teo. Fantatra izao, fa efa mandeha sahady ny fitakiam-bola ataon’ireo jiolahy ny amin’ny fianakavian’ity ramatoa ity, izay manodidina telopolo tapitrisa ariary eo. Na izany aza dia mampanahy mafy ny fianakaviany ny ain’ilay vehivavy. Tsy hay…

Le projet de Loi n°054/2017 du 28 décembre 2017 sur la lutte contre le blanchiment des capitaux et le financement du terrorisme, a été adopté avec amendements au Sénat, en séance plénière, dirigée par le  Président du Sénat  par intérim Randriambololona Mananjara, vendredi dernier. Ce projet de loi renforce le cadre juridique et institutionnel de…

Dahalo telo no lavon’ny balan’ny mpitandro ny filaminana, moara maro no azo. Ireo no vokatry ny fifampitifirana nisy teo amin’ny zandary nanao sakan-dalana sy ny malaso avy nangalatra omby. Tao amin’ny tanàna antsoina hoe Madiroambo, fokontany Bevilany, kaominina Tsararano, disitrikan’i Maevatanàna, no nitrangan’izany ny asabotsy 23 desambra lasa teo, tokony ho tamin’ny fito ora hariva…

Isan-taona dia tsy manadino ny zanaky ny mpikambana ao aminy ny fikambanana “Vital Fampandrosoana” izay tarihan’Atoa Mananjara James Antonio. Ho famalifaliana sy ho fampitoviana ny zanaky ny mpikambana amin’ny mpiara-monina aminy, izay avy amin’ny fianakaviana sahirana ny ankamaroany, dia nanolotra fanomezana samy hafa toy ny kilalao ireo ankizy sy zaza miisa 80 latsaky ny 12…