Day: 14 décembre 2018

13 districts. Actuellement, 13  districts sont touchés par la peste, selon la dernière situation épidémiologique. Il s’agit des districts de Tsiroanomandidy, Manandriana, Befotaka, Ambalavao, Ambatofinandrahana, Miarinarivo, Midongy du Sud, Anjozorobe, Ambositra, Ankazobe, Faratsiho, Moramanga et Betafo.  Antananarivo n’est pas encore affectée par la peste. Depuis le 1er août au 10 décembre 2018, 18 décès  dus…

Voatifitra teo amin’ny kibony ary tao anatin’ny fiarany ihany. Izany no nanjo ny lehiben’ny kaomisaria rehetra (commissaire central), teo aloha, tao Mahajanga, mifanandrify amin’ny fokontany Antanambao-Ambalavato. Ny alin’ny alakamisy teo, manodidina ny tamin’ny valo ora sy sasany alina, no nisy andian-jiolahy nitam-basy nanafika azy. Lasa tao anatin’izany ny vola mitentina 40 tapitrisa ariary ary naratra…

Football – Tournoi de Fraternité inter-religions : Douze équipes en compétition

Outre  les trophées et  les différents prix et matériels à distribuer, un voyage de découverte attend l’équipe championne dans les autres régions. Le sport est l’un des meilleurs moyens pour fédérer la communauté. Le président de la CAF, Ahmad, a trouvé l’importance du football dans la cohésion sociale, ne parlant que lors des dernières rencontres…

Consulat de Monaco : Au chevet de l’EPP Faravohitra

L’Ecole Primaire Publique de Faravohitra est l’une des plus gâtées par le consulat de Monaco en matière d’actions de bienfaisances. Cette année a surtout été marquée par des initiatives tendant encore plus à développer l’établissement scolaire d’un côté, mais aussi et surtout pour favoriser le maintien des élèves dans le système scolaire, de l’autre. Une…

BNGRC et  sapeurs-pompiers : Quatre jours pour détruire le rocher dangereux d’Ambohitsiroa

La destruction du rocher de quinze tonnes qui résiste et qui menace les habitants d’Ambohitsiroa a pris plus de temps qu’il n’en a fallu. Prévu être détruit hier, le gros rocher qui menace de s’écrouler à tout moment sur les habitants d’Ambohitsiroa persiste et signe. Les projections des équipes techniques, composées par le Bureau national…

Gouvernement-partenaires au développement : Etat des lieux des préparatifs du second tour

La quatorzième réunion de concertation entre le Gouvernement et ses partenaires au développement, dans le cadre du Groupe de Dialogue Stratégique, s’est tenue, hier, sous la co-présidence du Premier ministre Ntsay Christian, et du Coordonnateur Résident du Système des Nations unies, Violette Kakyomya. Dans le contexte actuel, la réunion a été dédiée au processus électoral…

Hita tato ho ato, fa isan’ny antony iray mahatonga ny lozam-pifamoivoizana, ny tsy fahatomombanana eo amin’ny lafiny teknikan’ny fiara. Izay indrindra no antony nanosika ny eo anivon’ny Foibe fitsarana fiarakodia, handeha hidina ifotony, nanatanteraka fitsirihana tampotampoka teny an-dalana  teny. Tamin’ity indray mitoraka ity, dia teny amin’iny faritra Andoharanofotsy sy Iavoloha iny ireo teknisianina no nanantanteraka…

Nitrangana fanakanan-dalana indray teny amin’iny RN1 bis, lalana mampitohy an’i Tsiroanomandidy sy Maintirano. Lasibatra tamin’izany ny tandahatra « môtô »,  izay nitondra ny solom-bavambahoakan’i Tsiroanomandidy. Lasan’ireo olon-dratsy kosa ny kodiaran-droa izay nentin’izy ireo. Ny talata teo no nitrangan’izany tao Boribepoka, ao amin’ny kaominina Fierenana. Araka ny fampitam-baovao azo avy tamin’ny zandary, dia avy nanatanteraka famoriam-bahoaka tany Ambaravaranala…

Notanterahana omaly tao amin’ny Toby Ratsimandrava, ny fanaovam-beloma ho fanomezam-boninahitra farany ireo zandary roa lahy lavo nandritra ny fifanandrinana tamin’ny dahalo, tany amin’ny distrikan’i Maintirano, ny alarobia 12 desambra teo. Nitarika ny lanonana tamin’izany ny Jeneraly, Andrianjanaka Njatoarisoa, Komandin’ny Zandarimariam-pirenena (ZP), ary nanome voninahitra izany fotoana izany ny Jeneraly Randriamanarina Jean Christophe, Sekreteram-panjakana miadidy ny…