Day: 20 décembre 2018

La mission d’observation électorale de l’Union européenne a tenu une conférence de presse, hier, au lycée Rabearivelo, pour donner son avis. Le président de la délégation, a notamment déclaré que l’ouverture des bureaux de vote s’est bien passée bien que des bureaux de vote  aient observé certains retards. La MOE UE a déployé le 19…

Jiolahy rain-dahiny amin’ny fanafihana mitam-piadiana no voasambotry ny pôlisy teny amin’ny lalam-by Andohan’i Mandroseza, ny faran’ny herinandro teo. Araka ny fampitam-baovao azo avy any amin’ny polisy dia isan’ireo nandray anjara tamin’ny fanafihana « cash point » nitranga teny Tsiadana ity lehilahy ity, niaraka tamin’ny ekipany. Ary tsy ny teny ihany, araka ny fanazavàna azo, fa tompon’antoka tamina…

Feno “gros bras” ny manodidina ny trano fonenan’ny olom-boafidy sasantsasany teto an-drenivohitra omaly. Betsaka ny olona no nihorohoro raha nahita an’izany ary nifandimby niantso ny mpitandro ny filaminana teny amin’ny boriborin-tany nisy azy avy. Isan’izany ny tetsy Andoharanofotsy, ny tetsy Antanimena sy Namontana ary koa tetsy Ankadindramamy. Rehefa natonin’ny mpitandro ny filaminana ny tompon’ny trano…