Day: 21 décembre 2018

Région Menabe : 150 Ha de mangroves restaurées et reboisées

Disposant d’un littoral allant jusqu’à 350 Km de longueur, la région Menabe dispose de 37 000 ha de mangroves qui disparaissent petit à petit. De fortes pressions sont actuellement subies par la mangrove de Menabe. Des pressions qui sont en partie dûes à l’attrait socio-économique causée par la mangrove elle-même. Abritant diverses ressources naturelles spécifiques…

Olona dimy indray no nilatsahan’ny varatra tao amin’ny fokontany Anjiakely Est, kaominina Ambalajia, disitrkan’i Maevatanàna. Olona dimy mianaka no naratra tamin’izany, saingy tsy nisy ny aina nafoy. Ny herinadro lasa teo, tokony ho tamin’ny 07 ora hariva no nitrangany loza tao Anjiakely Est. Nipetrapetraka tao an-trano izy dimy mianaka, rehefa avy niasa teny an-tsaha, marihina…

Manja Dahalo 2 lavony polisy

Alatsinainy faha-17 desambra 2018 sahabo tamin’ny 3 ora maraina, dia nisy dahalo 10 mitondra basy 5 hazo (05 FC)  nanafika tao amin’ny FKT Anja sahabo ho 30 km miala eto Manja. Lasan’ireo dahalo tamin’izany ny omby 7 an’ Atoa Rekinda. Niantso Polisy ity farany mba hanampy ny fokonolona mpanara-dia. Rehefa natao ny fanarahan-dia, dia tratra…