Day: 22 décembre 2018

Ny manam-pahefana rehetra tao amin’ny tanàna no indray nandamina ny sain’ireo olona manodidina ny 500 isa. Ireo fokonolona ireo dia nikasa ny hanao fitsaram-bahoaka ny jiolahy iray izay voasambotra ka notazomina tao amin’ny biraon’ny polisy tao Anahidrano, fokontany iray eo anivon’ny distrikan’i Port-Bergé. Ny alarobia teo no nitrangan’izany rehefa nandeha ny fanahiana rehetra fa sarona…

Hier, le feu a fait des ravages à Ankadikely-Ilafy. Un incendie a détruit presque la totalité d’une maison d’habitation dans le « fokontany » de Mandrosoa. Les dégâts étaient énormes dans la mesure où le propriétaire a presque tout perdu et ce, malgré les efforts déployés par les membres du « fokonolona » et l’intervention des sapeurs-pompiers de la…

Projet « Volobe » : Finalisation du contrat d’achat de l’électricité d’ici à juin 2019   

Les négociations entre le gouvernement malgache et le Consortium qui se charge de la construction d’un plus grand barrage hydroélectrique de Volobe, situé à Toamasina, se poursuivent. La signature de l’accord cadre entre les deux parties, qui était prévue hier, n’a pas ainsi eu lieu. En fait, « les discussions ne sont pas encore closes. L’objectif…

Na iza na iza tokoa amin’izao dia samy tsy misy afaka eo anoloan’ity trangana tsy fandriam-pahelamana izay mihamahazo vahana ity. Ny voalohandohan’ny herinandro lasa teo dia lasibatry ny jiolahy ny toeram-pisakafoanana iray malaza amin’ny laoka lohan-kisoa etsy Andravoahangy, araka ny fampitam-baovao azo avy amin’ny pôlisy. Lehilahy tokony ho 30 taona teo ho eo ny mpanafika…