Day: 22 janvier 2019

Fasana iray indray izao no fantatra fa nisy namaky ny alin’ny 19 janoary lasa teo tao Ambohimanga-Rova. Ny maraina no voalaza fa nahitan’ny tompony io halatra io. Rehefa nampandre ny zandary ny tompom-pasana dia nidina teny an-toerana iretsy voalohany  nizaha ny zava-misy niaraka tamin’ny solontenam-pokonolona. Nandritra izany no nahitana fa razana 04 tamin’ireo 20 tao…

Epidémie de rougeole à Toamasina : Consommables médicaux et médicaments remis par Ambatovy

Pour faire face à l’épidémie de rougeole qui sévit actuellement à Toamasina, la compagnie minière Ambatovy a remis hier, un lot de médicaments et de consommables médicaux (seringues, cathéters, perfuseurs) aux autorités sanitaires de Toamasina, au titre de sa contribution à la lutte contre l’épidémie. Ce, en réponse à l’appel à contribution des autorités sanitaires…

Iavoloha : L’envoyé spécial du Président chinois chez le Président Rajoelina

L’envoyé spécial du Président chinois Xi Jinping, et vice-président du comité national de la conférence consultative politique du peuple chinois, He Wei, a été reçu par le Président Andry Nirina Rajoelina, avant-hier, à Iavoloha. L’envoyé spécial a transmis au nouveau Président de la République malgache les félicitations chaleureuses et salutations cordiales du Président chinois Xi…

Ny sabotsy alina nifoha ny alahady alina teo dia nitrangana vono olona tao amin’ny “Cité Canada” Toamasina. Maty novonoin’ny sipany tamin’ny alalan’ny tsatoka antsy teo amin’ny fony i Boyka, 37 taona, noho ny hasarotam-piaro be loatra. Raha ny fanazavana dia manam-bady sy manana sipa hafa ity lehilahy ity, ka ilay sipany 23 taona mipetraka eny…

Eboulements meurtriers : La CUA prend des mesures préventives

Même si le BNGRC (Bureau National de Gestion des Risques et des Catastrophes) est le premier responsable en matière de la réduction des risques et de catastrophes, l’équipe du maire Lalao Ravalomanana ne reste pas les bras croisés car les éboulements meurtriers de samedi dernier se sont produits dans la Capitale. Hier, une délégation conduite…

Tsy vitsy tokoa ireo tompona fiara mametraka ny fiarany eny amin’ireny « parking » iraisaina ireny no mikaikaika amin’ny resaka vaky fiara. Mazàna dia ireo kojakojan’ny fiara ao anatiny no lasan’ireo tontakely, toy ny « autoradio », ny « batterie » sy ny zavatra maro hafa. Ary araka ny tatitry ny pôlisy, izay nahatratra ambodiomby ny iray tamin’ireo olon-dratsy ireo dia…

Teratany ivoarianona antsoina hoe Dallah, tsy manana pasipaoro any aminy nefa tafiditra tsy nisy ahiahy eto amintsika, no saron’ny polisin’ny FIP teo am-pisolokiana tranombarotra iray tao Valpinson Toamasina ny alahady 20 janoary teo. Tonga tamin’ity tranombarotra mpamongady zava-pisotro iray ity teratany ivoarianina tsy manana taratasy ahafahany mipetraka eto Madagasikara ity. Nandresy lahatra an’ity tompon’ilay tranombarotra…

Nanaitra ny mponina ny nahita ity rangahy iray tokony hanefa ny saziny any am-ponja nefa  hita mivarotra ao an-tsena. Niteraka resa-be tao Betafo izany ary saika nampisahotaka ny olona mihitsy satria efa nandeha ny feo fa raha tsy mahatazona azy araka ny hireharehavany ny fonja dia ny mponina no handray azy. Fantatra rahateo ny fitsaram-bahoaka…

DECI-DELA

Glacier Analakely Bagzana continue ses périples Tout va pour le mieux pour Bagzana! Le chanteur de kilalaky multiplie désormais les  cabarets et les soirées restreintes. Samedi, il retournera sur le chemin du Glacier Analakely pour une soirée endiablée tant apprécié des noctambules.  En deux ans de dur labeur aux côtés de Rajery comme directeur artistique,…