Day: 26 janvier 2019

Fahasahiana sy fihantsiana tsy misy toy izany, no nataon’ireo dahalo am-polony, raha sahy nanafika mpandraharahara iray monina akaikin’ny tobin’ny zandary tao Betroka, ny zoma tamin’ny 1 ora maraina. Ny alakamisy alina hifoha ny zoma tokony tamin’ny 1 ora maraina teo, dia nisy andian-dahalo amam-polony nanafika mpandraharahara iray monina akaikin’ny tobin’ny zandary tao Betroka. Raikitra avy…

Législatives et Communales : Le K25 et le HVM se préparent aux élections

Les états majors politiques se mobilisent à l’approche des Législatives et des Communales. Le comité de soutien qui a fait campagne pour le candidat Marc Ravalomanana aux récentes Présidentielles est en train de se transformer en une plateforme politique pouvant présenter des candidats aux prochaines élections. C’est l’impression qui s’est dégagée hier à Tanjombato lorsque…

Météo : Eketsang devenu dépression post-tropicale et baptisée “Ex-Eketsang”

L’ancienne tempête tropicale modérée Eketsang- baptisée jeudi- n’est plus. Ayant perdu en intensité, elle s’est muée hier à 10 h locales en dépression post-tropicale et a été ainsi baptisée « Ex-Eketsang ». Les conditions météorologiques sont en train de s’améliorer, ainsi l’alerte cyclonique est levée, mais la prudence s’impose encore. En raison des pluies qui se poursuivent,…

Une semaine après l’investiture du président, le premier gouvernement de l’ère Rajoelina  a été constitué et il donne une idée précise de la manière dont le chef de l’Etat entend mener son action. Ce dernier a donné la priorité à la compétence et la fidélité. Ceux qui ont été choisis sont pour la plupart, des…

Taorian’ny fahavakisan’ny biraon’ny lehiben’ny Fampanoavana Fitsarana ambaratonga voalohany ao Ihosy, ny alarobia naraina teo, tamin’ny valo ora sy sasany, dia niara-nisalahy ny mpitandro filaminana avy eto Antananarivo « police scientifique » sy tao Ihosy tamin’ny fikarohana ireo jiolahy. Noho ny fanomezana loharanom-baovao marim-pototra avy tamin’ny olona tsara sitrapo ny Zandary sy ny Polisy amin’ny fitadiavana ny olona…

Economie et Finances : Entrée réussie pour Richard Randriamandrato

La passation des services entre l’ancienne  ministre des Finances et du Budget, Vonintsalama Andriambololona et le nouveau ministre de l’Economie et des Finances Richard Randriamandranto a eu lieu, hier à Antaninarenina. Une entrée réussie pour le nouveau ministre qui a été chaleureusement accueilli par le personnel du ministère lors d’une rencontre qui a eu lieu…

Ny sabotsy faha-9 janoary 2019 tokony    ho tamin’ny 10 ora alina no nisy naka an-keriny tao an-tranony  ny  mpitsabo mpanampy  iray  miaraka amin’ny zaza roalahy  tao Manakana Brieville  ,Nirefodrefotra ny basy tao an-tanana ka rehefa lasa lavitra ireo jiolahy  dia nasainy niverina ireo zanany roalahy ary nomen’ireo dahalo  laharana finday izy ireo  ahafahana mifandray, satria …

Lehiben’ny « poste fixe »-n’ny zandary tao amin’ny kaominia Andohajango ao amin’ny distrikan’i Mandritsara indray no lavo teo an-tanim-piadiana, omaly. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny zandary dia nisy fanafihan-dahalo mahery vaika tao amin’ny fokontany Tsirangotina ao amin’ny kaominina Ambohisoa ny alin’ny alakamisy hifoha zoma lasa teo. Dahalo manodidina ny telopolo lahy tany ho any no tonga nanafika…