Day: 28 janvier 2019

« Juge unique, juge inique ». Un adage érigé en principe de séparation des pouvoirs par Montesquieu pour qui « le magistrat unique ne pouvait avoir lieu que dans le gouvernement despotique ». Pensée unique, pensée inique « Pensez juste, pensez faux mais pensez par vous-même », peut-on lire dans la Lettre de la Marquise de Sévigné à sa fille. C’était…

Mbola mitohy hatrany ny fitokonana ataon’ny mpiasan’ny kraomita Malagasy ao Brieville Tsaratanana amin’izao fotoana izao ,amin’ny tsy faneken’izy ireo ny fahatongavan’ ireo vahiny hitantana ny orinasa. Nanatanteraka fitokonana  faobe izy ireo ny faha-18 Janoary 2019 lasa teo izay samy nahitana ny mpiasa rehetra ao amin’ity orinasa ity , nanambara ny SG   sindika kraomita Malagasy Atoa …

Tovolahy kely iray 14 taona, mpianatry ny Ceg ao Antanifotsy no hita faty rehefa natelin’ny rano, tao Antegnarano, Distrikan’i Sambava, afak’omaly alina. Araka ny tati-baovao voaray, dia nandro tamin’io renirano voalazan’ny mponina fa masia-dolo io ity zazalahy avy any Maroantsetra ity rehefa avy nirava nianatra ny antoandro. Fa tany amin’ny Fokontany Ambodiampana Androranga, mbola tany…

« …Mahafaty ny rano raha vao mipoitra sy azon’ny masoandro, toy izany koa ireo sakafo tratran’io tara-masoandro io », izay ilay antso voarain’ny olona tamin’ny alalan’ny finday, ny sabotsy hariva sy ny alina ary ny alahady vao maraim-be teto Toamasina. Betsaka ny olona naharay izany antso izany ary samy niezaka nanapariaka izany tamin’ny havany sy ny namany…

Anio no hodidiana ilay olona naratra. Tapaka ny ranjony. Ny anton’izany dia noho ny fampiasana ny làlana amin’ny tsy tokony ho izy izay nataon’ny manampahefana iray tsy mbola fantatra anarana hatreto. Tetsy amin’ny Rocade, teo amin’ny dongona izay natao hampihenana ny fandehanan’ny fiara no mifanohitra amin’izay no nataon’ireto fiara izay nitondra manampahefana ary misy jiro…

S’il  y a une décision que l’opinion ne comprend pas dans la nomination des membres du gouvernement de Ntsay Christian c’est bien le peu de cas que fait ce nouveau pouvoir  de la parité hommes-femmes  dans sa composition. Sur les 22 on s’attendait à 11 descendantes d’Eve  mais six ,on est loin de l’équilibre. Pourtant,…

Kitesurf : Deux « Betafo » parmi l’élite mondiale de la discipline

Le football mène à tout. Après avoir été l’attaquant de l’AS St Michel Panoel Razafindrasata a réussi sa reconversion au kitesurf, une nouvelle discipline qui fait fureur en mélangeant la voile au surf. Le nom de Razafindrasata sera désormais associé au kitesurf. Cette nouvelle discipline dont est parvenue à s’approprier et à maîtriser Panoel Razafindrasata.…

Code de bonne conduite : Gyrophare interdit et respect du code de la route pour les ministres

Le PM Ntsay Christian a mis l’accent sur la nécessité d’un grand changement lors du premier conseil de gouvernement de l’ère Rajoelina qui s’est tenu le vendredi 25 janvier 2019 à Mahazoarivo. Changement. C’est le maître-mot du Premier ministre dans la conduite des affaires de l’Etat. Et ce, à tous les niveaux de l’Administration dont…

Nitrangana hain-trano nahatsiravina indray tao an-tampon-tanànan’i Fenoarivo Atsinanana, renivohitry ny Faritra Analanjiro, afak’omaly alina, tokony tamin’ny fito ora sy sasany, ka trano miisa enina no may kila forehitry ny afo, tao amin’ny Fokontany Ampasipotsy « parcelle 7 », ary lasa lavenona avokoa  ny entana rehetra mitentina an-tapitrisan’ny maro. Raha tsiahivina, dia trano niisa efatra no hotohoton’ny afo,…

Secteur bancaire : Madagascar parmi les faibles taux de bancarisation en Afrique

Seulement moins de 10% des Malgaches ont un compte de dépôt. Ce qui place le pays, parmi les moins performants en Afrique subsaharienne.  C’est ce qui ressort d’une étude récente la Banque  mondiale sur l’inclusion financière. « Les banques peuvent jouer un rôle important dans  la promotion de l’inclusion financière, notamment en fournissant des services financiers…