Day: 30 janvier 2019

Comme il fallait s’y attendre, Madagascar voit toujours « rouge » en matière de corruption. En effet, l’indice de perception de la corruption de l’année 2018 (IPC 2018) – rendu public par Transparency International Initiative Madagascar (TI-IM), hier au Café de la Gare Soarano – a révélé que Madagascar enregistre un score de 25 sur une échelle…

Tranga nampalahelo sy nahamenatra no nataon’ireo mitonona ho sendikalista ao amin’ny orinasa Kraomita Malagasy ny tolakandron’ny 23 Janoary 2019 lasa teo ,  satria nosakanana ny fiara nandehanan’ny mpanao gazety na dia teo amin’ny lalam-pirenena faha- 33 hiditra ny sy mivoaka ny tananan’i Brieville aza  no nandehanana  ary tsy navela haka sary ireo sakan-dalana nataon’izy ireo  …

Autonomisation des femmes : « Hôtel des Mamans », première fournée à Ankalika

Vingt jeunes mères constituent la toute première promotion de femmes issues de l’ « Hôtel des mamans » à Toliara, après avoir suivi une formation au Centre Nutritionnel et d’Appui à l’Autonomisation des Femmes.  Le CAIF, un centre d’accueil pour femmes, filiale de l’ONG Bel Avenir basée à Toliara, salue ainsi l’arrivée de cette première fournée, en…

MEF : Descente inopinée dans les locaux de l’AMDP

Moins d’une semaine après la nomination des nouveaux membres du gouvernement,  c’est déjà  le début des actions concrètes pour certains ministères. « La Direction du Patrimoine de l’Etat est chargée de gérer, entretenir et préserver le patrimoine immobilier, mobilier et financier de  l’Etat et de ses démembrements ». Telle est entre autres la disposition de l’article 19…

Noheverin’ilay tompon’ny fivarotana fa basy kilalao no nentin’ireo mpanafika ka niezaka nanohitra izy, kanjo nitifitra ireo tsy valahara ary voa teo amin’ny sandriny ilay lehilahy ary naratra mafy. Nanao izay danin’ny kibony avy eo ireo mpanafika. Nitrangana fanafihana indray teny amin’iny distrikan’Avaradrano iny ny harivan’ny alatsinainy lasa teo. Toeram-pivarotana enta-madinika tao amin’ny fokontany Soaniedanana ao…

Voatery nidina an-tsehatra ny polisy miandraikitra ny boriborin-tany. Nisy zana-boay latsaky ny iray metatra izay hitan’ny olona teo amin’ny zaridainan’Anosy ny alatsinainy maraina teo. Nisy mihitsy ny nahazo horonan-tsary izany. Nampandrenesina ny polisy ary nanao ny fisamborana ilay biby. Nantsoina ny talen’ny valan-javaboahary ao Tsimbazaza ary izy no nandefa olona haka izany teo an-toerana. Avy…