Day: 2 février 2019

Ny alin’ny alakamisy hifoha zoma teo no nitranga ilay fakàna an-keriny. Notafihan’ny jiolahy tao an-tranony, tao amin’ny tanàna antsoina hoe Ankijabe ny fianakaviana karàna iray. Avy hatrany dia nokapain’ireo tamin’ny famaky ny lohan’ilay rangahy antsoina hoe Zihad, raim-pianakaviana. Mitazona fivarotana lehibe ao an-toerana izy raha araka ny fanampim-baovao azo. Ilay ramatoa kosa, Housnah ny anarany…

Recherche scientifique : Une vulgarisation des résultats s’impose

Six chercheurs malgaches sont membres de l’Académie Africaine des Sciences (AAS), une organisation panafricaine qui vise à la transformation des vies sur le continent africain grâce à la science.  Quatre d’entre eux sont déjà décédés. Il reste ainsi le Pr Raoelina Randriambololona, spécialisé en physique nucléaire et le Pr Jonah Ratsimbazafy, un nouveau membre présenté…

Noho ny fahatapahan’ny lalana vokatry ny fiakaran’ny rano amin’izao fotoam-pahavaratra mahabe orana izao, dia mitoka-monina tsy afaka mifamevivezy intsony any amin’ny distrika hafa ny mponina ao anatin’ny distrikan’ Antsalova, faritra Melaky, izay miaina anaty fahasahiranana tanteraka ankehitriny. Lalana 120 km monja kanefa andro maromaro vao tonga any an-toerana, ary tafakatra valo alina ariary ny saran-dalana…

Tsy misangy. Tovolahy iray, tompona « compte fake » tao amin’ny facebook no voasambotry ny pôlisy misahana ny resaka « cybercriminalité » tetsy Tsaralalàna ny talata lasa teo. Araka ny fanazavàna azo dia nikasa ny hanaparitaka sarina tovovavy iray niboridana nalefa tany aminy izy, raha tsy manaiky izay zavatra notadiaviny ity tovovavy ity. Raha ny zava-nitranga, araka ny fampitam-baovao…

Détérioration d’une pompe à Mandroseza : Coupure d’eau de plusieurs heures et ras-le-bol des usagers

Hier, dans-au moins- 50 quartiers de la Capitale la distribution de l’eau a été interrompue le matin (dès 7h) jusqu’au milieu de l’après-midi (vers 14h50 en moyenne). Une coupure a bouleversé l’organisation des usagers et ayant causé leur indignation : il s’agit de l’énième coupure de ce genre depuis maintenant deux semaines, voire un mois pour…