Day: 11 février 2019

Photographie : Le jardin ORTANA décoré  de photos pour quelques mois

Les clichés immortalisent les moments, les évènements, l’époque que les aïeux ont traversés. Pour que la descendance ait une connaissance du passé, le Musée de la Photographie retrace l’histoire de Madagascar à travers les photos datant depuis la première photo prise en 1853 à Madagascar jusqu’en  1970.   « Nous sommes actuellement  à 8000 images numérisées,…

Tovolahy iray antsoina hoe : Rodlish (Rody), avy any Analanjavidy Distrikan’i Mananjary, izay voalaza fa mipetraka ao amin’ny « Normal » Fianarantsoa, no hita faty nihantona teny ambony hazo, omaly, tany Andrianjato-Est. Raha ny tati-baovao voaray avy tamina olom-boafidy iray any an-toerana, dia akanjo « tee-shirt » miloko fotsy misy soratra Kolejy CIC Mananjary no nifatotra teo amin’ny tendan’ity tovolahy fotsifotsy fihodirana misy…

Ministère des Mines : La révision du contrat avec « KRAOMA Mining » discutée

Le ministre des Mines et des Ressources Stratégiques a rencontré tout récemment le syndicat du personnel de « Kraomita Malagasy » à Ampandrianomby. A cette occasion, dix points ont été discutés par les deux parties, dont entre autres, la révision du contrat établi avec « KRAOMA Mining » et le paiement des arriérés de salaires des employés ainsi que…

Isan’ny olana sedrain’ny vahoaka saika isan’andro eto Toamasina, ny resaka fanafihana mitam-piadiana sy ny fakana an-keriny ary ny vaky trano arahina vono olona. Manao ny ezaka amin’izany ireo mpitandro ny filaminana isan’izany ny polisim-pirenena, saingy mahitanina amin’ny asa ratsiny ireo jiolahy ka sahiran-tsaina hatramin’ireo mpitandro ny filaminana ihany koa. Na izany aza, manao ny ainy…

Coup d’envoi hier du 32e  Sommet des Chefs d’État et de gouvernement de l’Union  africaine. « Année des réfugiés, des rapatriés et des personnes déplacées : Pour des solutions durables au déplacement forcé en Afrique ». Tel est le thème choisi pour cette année. Pour sa part le président Andry Rajoelina participe à son premier Sommet UA en…

Raha nahatsiaro ireo rà latsaka ny teto an-drenivohitra, ny 7 febroary lasa teo, fifamonoana tsy nisy toa izany kosa no nitranga tany amin’iny distrikan’i Sambava, tao amina fianakaviana iray tamin’io fotoana io. Raim-pianakaviana namono nahafaty ny vadiny, avy eo maty novonoin’ny zanany lahy. Ity farany nitsoaka nony avy eo. Araka ny fampitam-baovao azo avy amin’ny…

Taorian’ny fampiatoana vonjimaika ny asa fitrandraham-bolamena tao amin’ny karieran’ Ampangadiambato, Fokontany Ampasimadinika, any amin’ny Kaominina ambanivohitry Marofototra, Distrikan’i Mananjary, noho ny fifandrorotana misy, dia ahina hivadika ady saritaka sy fifandonana mety hiteraka rà mandriaka ny raharaha, raha tsy voalamin’ny tompon’andraiki-panjakana haingana. Araka ny tati-baovao voaray, norobahina mpanambola mpividy volamena iray voalaza fa avy an’i Mandritsara Maroantova, miaraka amina…