Day: 15 février 2019

L’enquête sur l’attaque du magasin d’un commerçant chinois à Mahitsy en début de la soirée le samedi dernier suit son cours. Jusqu’à hier, 11 suspects impliqués dans cette affaire ont été arrêtés et gardés à vue à la brigade de la gendarmerie de la localité. La plupart d’entre eux ont été cueillis dans la localité…

Entona maha-sempotra na “big boss”. Io ilay tao anaty harona mavomavo izay hita tamin’ny horonan-tsary nandritra ny fisamborana an’i Jean Eddy Maminirina tetsy amin’ny tokotanin’ny La City. Tany amin’ny mpiambina azy io no nalaina ary nafeniny tao anaty akanjo. Telo ny “big boss” izay hita ary nogiazan’ny polisy. Etsy andanin’izay, mbola nahitana basy poleta roa…