Day: 26 février 2019

Présidence : Des dons aux sinistrés du FKT d’Ankorondrano Andranomahery

Des membres de la Direction des Affaires Sociales et Politiques de la Présidence ont procédé, hier matin, à une remise de dons aux sinistrés du « Fokontany » Ankorondrano Andranomahery. Ils étaient 141 bénéficiaires. Des dons composés notamment de riz, des grains secs, des morceaux de savon  et des marmites. L’ancienne députée Annyah était également présente, lors…

Omaly naraina, ankizilahy iray sahabo 14 eo, voalaza fa mpianatry ny Ceg an’i Ejeda, Distrikan’ Ampanihy Andrefana, no hita faty nitsingevana teny amin’ny reniranon’i Onilahy. Tamin’ny fotoana nahitana ny razana, dia mbola teny amin’ity mpianatra hita faty ity avokoa ny fanamiana manonkana maha mpianatra azy nanaovany ary ny kitapo nentiny. Ny andron’ny omaly io hatrany,…